Find places of worship in Antananarivo. Listings include Love Chapel intrntn evengelique, Fiangonana RHEFI Miandrarivo Antananarivo, Voronkely Andiany Triotrio Fjkm Ambohipo, Firaisan'ny Sampana Ampandrana Taninanandrano-FSAT, Zion.mg, Fiangonana Assemblée de Dieu Ambohidratrimo.
Fiangonana Adventiste Mitandrina ny Andro faha-7 Tsararay
Bienvenidos a IDPMI MADAGASCAR… somos una iglesia de habla Hispana con traducción al Malagasy.
Pejy ahafahana mifanakalo hevitra sy manaraka ireo vaovao misy eo amin'ny STK Anosizato Hebrona.
Donc si le Fils vous libÈre ,vous serez vraiment libre.
Ity pejy ity dia natao mba hizarana sy hahafantarana bebe kokoa ny momba an'i Jesosy. Ato ihany koa no hizarana torohevitra mahasoa ilaina @fiainana andavan'andro. Aza misalasala a...
VAHAO NY OLOKO "Temple de la Réussite" Guest house Noumba talo no misy antsika amin'izao.Tongava maro
FIANGONANA JEFA Jaona 14:6 “ Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana ; Tsy misy olona makany amin’ny Ray afa tsy amin’ny alalako” Évangélique - Prophétique - Apostolique - ...
Jesus Christ is Lord Royal Chapel Intl is a church of God. Jesus is our banner and heaven is our goal.
Sehatra hifaneraseran’ireo zanaky ny fiangonana FJKM Ambohijatovo Fitiavana
" Mandehana any amin'izao tontolo izao hianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olom-belona rehetra." Marka 16,15 " Fa tsy nomen'Andriamanitra fanahy osa isika , fa Fan...
"Ary reko ny alitara nanao hoe:"Eny, Tompo o, Andriamanitra Tsitoha, marina sy mahitsy ny fitsaranao" Apok 16:7
Salama tompoko o! Page hoentina hiderana ny hanomezana voninahitra hoan'Andriamanitra ity!
✨Kristiana Tanora Zandriny Ambohitrarahaba Famonjena✨ (FPVM)
Adresse: Ankasina 67H. Tel:033.41.886.76/034.28.021.54 Alahady maraina 9H/Hariva 3H. Alarobia Hariva
L'ambiance nous appartient 🕺🏼🎶 Cabarets , soirées privées , pro ou festives , ... Ouverte à toutes propositions, collaboration ou partenariats ☺️.N'hésitez pas à nous contacter ...
Ka na dia kely aza no niandohanao dia ho lehibe indrindra no hiafaranao. Joba 8/7
Sampana iray ao anatin'ny Fiangonana FJKM Filadelfia Andranoro, mitaiza tanora amin'ny maha olona manontolo (vatana, saina ary indrindra Fanahy). Mitory ny Filazantsara dia Jesoa K...
SPIA19
Toe-po, toe-tsaina, toe-panahy miaina marina ny Tena Fitiavana ❤️ Jean 13:34 - Je vous donne un commandement nouveau: Aimez-vous les uns les autres; comme je vous ai aimés, vous a...
Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra — Marka 16 : 15