Find places of worship in Antananarivo. Listings include Tanora ho an'i Kristy, Centre Spirituel Saint Ignace, Fiangonana Advantista Lalam-by Ankasina, Antoko Lanitra FJKM Ambaniala Malala, Fiangonana Advantista Mitandrina Ny Andro Faha7 Ambohidroa, FBB Ankadivato.
Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra Hebreo 4:12 #Kristiana
Pejy natao hizarana tenin'Andriamanitra sy fanazavana ny teny sy ny hevitra fonosin'ny Baiboly.
Ity pejy ity dia nataon'ny vondrona "Youth Alive Fellowship" manokana mba hitoriana, hampianarana, hitaizana sy hilazana vaovao tsara ny olona rehetra indrindra fa ny tanora mba ha...
"Sitrako ny hihira lalandava ho anao ry Ray raha mbola ato amiko ny aina noraisiko avy aminao"
Antoko mpihira mankalaza an'Andriamanitra ary mitory teny soratra masina amin’ny alalan’ny hira. Manao ny asa manerana an'i Madagasikara na any ampitan-dranomasina koa arakaraka ny...
Tontolon'ny Fanabeazana ''Ny beazina no tsangam-bato''
Fianarana Teolojia: Mianatra, Mitombo, Mizara
Takelaka ofisialin'ny Fiangonana Batista Biblika Ankadivato
Ity Pejy ity dia natao hifampizarana ny vaovao mahakasika ny fitandremana FJKM Ambohipanja Fitiavana
... fa miovà amin ny fanavaozana ny saina (Romana 12.2)
Ny pejy sinoda Analamanga Atsimo dia sehatra ifampizarana, hifampaherezana ary ifampitam-baovao.
Finaritra ! Pejy entina izarana ny Fitiavan'i Jesosy Kristy ho amintsika mpanaradia Aminy sy itoriana ny Filazantsara Ny zavatra hitanao ato : - Fianarana ny Baiboly amin'ny end...
Hoan' Andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra AMEN
Ny SLKAF dia Sakaizan'ny Lehilahy Kristiana Andravoahangy Fivavahana
Fikambanana miady @fidorohana zava-mahadomelina Mijoro eo anivon'ny Fiangonana FPVM Taninanandrano
ity pejy ity dia natao mba hizarana aminao ny fitiavan'Andriamanitra sy ny Filazantsara.Ary Mitarika anao hiivo 100% ao amin'i Jesosy Kristy. Izy irery no Izy. fa ny adala amin'i...
“Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra,” Matio 28:19
🟣Ministeran'ny Sampana sy ny TAnora ary Fanabeazana Kristianina - FOIBE FPVM 🟣