Find places of worship in Antananarivo. Listings include OLO Be Pejy Ofisialy, EEM St Jean Baptiste Anjanaminovola - 150ème, FNF Ambohidratrimo, TDG Jesus Christ, Tsaratany kapa vant en ligne.
"Fa Jéhovah efa nifidy an'ny Ziona" Sal 132: 13.a
"Miovà ho amin'ny fanavaozana ny saina" (Rom. 12, 2)
Hoan'ny daohobe Tsindrio io ambany io fa ozaraiko anao ato ny mofonaina isan'andro tahitompo daoly 🙏 🫶
"""Jesosy tsy maintsy mitombo, fa izaho kosa tsy maintsy mihena.""" Jaona 3:30
An’i Jesosy �� Miady amin’ny zavatra mahadomelina.
"Filipiana 3:8." Eny tokoa, fa ataoko ho fatiantoka avokoa ny zavatra rehetra noho ny fihoaran'ny hatsaran'ny fahalalana an'i Kristy Jesosy Tompoko,
Amparibe Famonjena dia anisan’ny fitandremana nahatsangana voalohany ny VONDRONA FOTOTRA LAIKA ny taona 1979
Asa Fitoriana ny Filazantsara. Noho ny iraka nomen'i Jesoa Kristy Tompo no hijoroanay. Fa Iraka solon'i Kristy izahay ❤️
Ny antom-pisian'ity pejy ity dia mba ho fanitarana ny fanjakan'Andriamanitra. "HO VONINAHITR'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY." Amen
Maina ny ahitra, malazo ny voniny; Fa ny tenin'Andriamanitsika dia haharitra mandrakizay. — Isaia 40 : 8