Find places of worship in Antananarivo. Listings include Apocalypse ou Révélation, Tanora Tia an'i Jesosy - TTJ, Misy fanantenana ho anao, EKAR Md Joany XXIII Avaratsena Itaosy, FJKM Avaratr'Andohalo, Fiangonana Adventist Mitandrina ny Andro Fahafito Ambohibarikely.
“Izany no ahafantaran’ny olona fa mpianatro ianareo, raha mifankatia” Jn 13,35
Fizarana ny Filazantsaran'i Jesoa Kristy amin'ny endriny kanto mba ho fitomboana ara-panahy ho an'ny rehetra.
Fiangonana Apokalypsy eto Madagascar tarihin'ny Pasitera Mailhol André Christian Dieu Donné
11.Mitsangana, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao, ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao. (I
Jesus Christ est mon sauveur
Hanafaka ny olona amin'ny fampahorian'ny aizina ka hanangana azy amin'ny voninahitra, amin'ny alalan'ny fampianarana azy ireo ny zava-miafin'ny tenin'Andriamanitra amin'ny fomba ts...
Ity groupe ity dia natao mba hampiray antsika rehetra mpino an'i Jesosy Kristy,ka mba hifampizarana
École-Église située à Madagascar, Diocèse de Tananarive, District d'Avaratsena
Antily Fivondronana Betafo, Scout Katôlika faritra tsarahasina AMBOHIMANGAKELY
"Fahamasinana no mendrika ny tranonao mandritra ny andro maro, Jehovah ô" (Salamo 93:5b) Fiadanana !
"Mankanesa aty amiko hianareo rehetra izay mitondra fahoriana sy mavesatra entana, ..."
Sady manantena no mampahafaingana 2Pet 3:12a
- Le "Fikambanana Apokalypsy eto Madagasikara" (F.A.M) fondé par le pasteur Mailhol a pour mission de prêcher l’Apocalypse, l’Evangile de l’Eternel, qui est un des livres de la Bib...
Fifampitam-baovao momba ny Fanorenana - Komity ny Taotrano.
Bienvenue sur la page officielle du Dar-ul-Ilm, mosquée Ankorondrano - Tana, bibliothèque, médiat
Page facebook officielle du SDA Ankadilalampotsy - Distrika Antsahasoa.
Hitari-dàlana anao mba ho mpianatra mahatoky an'i Jesoa Kristy amin'ny fiainana miaraka aminy sy maneho Azy, fahalalana ny Soratra Masina, ary fiainam-bavaka, izay natao hiako eo a...