Find places of worship in Antananarivo. Listings include Tanora Nazareana Anjanahary, Shoes by Allan, English Chapel of Antananarivo, Fiangonana Tana City 67ha, ChapMi-AumoPro, 𝔽𝕄𝕋𝔸 Andranovao Betela.
Pejin'ny STK Salema Vaovao 67ha
Pejy ho fifampitam-baovao
Maty ny finoana tsy omban’asa. Jakôba 2;17
At ECA, we learn to Love God with all our heart, listen to God's Word, and have Fellowship.
« Lèvres soignée ,sourire embellit 💋 » |°Bien-être💮 |•Naturel🍃| |•Autheticité✨| 📌Ankadifotsy, Antananarivo ☎️0382715890 0333346782 0374971361
Aumônerie militaire protestante : culte – formation – information Fitaizam-panahy protestanta ho an’ny foloalindahy: fanompoam-pivavahana – fampianarana - fiofanana
Salama ianao, Pejy entina hampahafantarana ireo hetsika niseho, na hiseho ao @ny Fiangonana Advantista Analamahitsy ity pejy ity. Misaotra indrindra tompoko mandalo eto
Franciscaines Missionnaires de Marie à Madagascar
Filazantsara ho an'ny olombelona rehetra
❣️Vous connaîtrez la Vérité, et la Vérité vous Affranchira.✨ JEAN 8:32 (Mizara Fiainana, une Mission et non une Dénomination)
Ry KRISTIANA namana, fantaro fa mitondra ny anaran‘i Tompon-tsika ianao. Aoka mba ho tena KRISTIANA matotra tokoa isika ka ho mendrika hitondra ny anaran‘i KRISTY.
Hifampizarana ny vaovao, hira, sary, fampaherezana, hetsika eo anivon'ny antoko-pihiran'ny ankizy ato amin'ny fiangonana Adventiste Manjakaray.
Fivondronana 123ème ANGO Manavotra Ebenezera Sabotsy Namehana FSFLM
°° 𝑵𝒚 𝑭𝒂𝒉𝒂𝒕𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂𝒌𝒐 𝒏𝒐 𝒇𝒊𝒂𝒍𝒐𝒇𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒆𝒏𝒅𝒓𝒊𝒌𝒂 𝒊𝒏𝒅𝒓𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝑬𝑶𝑲𝑨𝑹𝑰𝑺𝑻𝑰𝑨 °° 𝑴𝒅. 𝑻𝑨𝑹𝑪𝑰𝑺𝑰𝑼𝑺
Joel 2:28 "... I will pour out my Spirit upon all flesh; and your sons and your daughters shall prophesy, your old men shall dream dreams, your young men shall see visions."
⚒CONFECTION PARE CHOC TOLE(vy)⚒ ☎ 033 84 207 48 ☎ 038 22 952 45 📞 033 16 410 94 ( Whats app)
Notre raison d'existence et donner un foyer digne pour chaque enfants vulnerable a Madagascar.
Eny, izaho, izay kely noho ny kely indrindra amin'ny olona masina rehetra, no nomena izao fahasoavana izao, dia ny hitory amin'ny jentilisa ny haren'i Kristy tsy hita lany, — Efes...
Pejy natao hanarahanao ny vaovaon'ny fiangonana FJKM Fonohasina Firaisana, SP Iarivo Avaradrano
"Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe" Hebreo 10,35 ♡
Shalom,ity pejy ity dia Fitoriana ny Filazantsara amin'ny olona rehetra sy ny olona manontolo. Hifampizarana Tenin'Andriamanitra,Hira ara-pilazantsarana,fanabeazana ara-tsaina,ara-...
Skoto indray andro, Skoto mandrakizay
�Fikambanana Kristiana mampivondrona ny mpankafy moto rehetra tsy an-kanavaka. �Fikambanana neutre,tsy miankina amin'ny antokom-pivavahana na fiangonana.
partage ❣ foi ❣ temoignage ❣ histoire reconfortant ❣ prière ❣ verset biblique ❣ encouragement ❣ bénédiction ❣ salut en Jésus ❣ Grâce de Jésus ❣ appel à la repentance ❣baptême par l...