Find places of worship in Antananarivo. Listings include FJKM Ambohitrarahaba, Faith Hope Love, Fikambanana Mitory ny Vaovao Mahafaly ho an'ny Olona Rehetra, VONA - Distrika Isotry.
Mizara ny Tenin'Andriamanitra toriteny video, audio, ho an'ny olona rehetra mba ho fampaherezana
Pejy fampitam-baovao - fizarana sy fanaovana tatitry ny hetsika JA Dis'Antsa.
La Parole: c’est-à-dire Jésus-Christ. existait déjà. La Parole était avec Dieu et la Parole était Dieu. Elle était au commencement avec Dieu.
" Hitory ny anaranao amin'ny rahalahiko aho, eo amin'ny fiangonana no hideràko anao. " Salamo 22: 22
Fankalazana ny Faha 120 taonan'ny Sekoly Ambatobevnja sy faha- 30 taonan:' Seminera FJKM Ambatobevanja
Hitory ny hafatry ny filazantsara amin'izao taranaka misy ahy izao
Fikambanana mitory ny Vaovao Mahafaly ho an'ny Olona Rehetra: tsy anavahana finoana ary tsy misy hifa
Fihaonan'ny reny mivavaka ho an'ny zanany sy ny sekolin'izy ireo
Fikambanana masina mampiray tanora maro anaty sehatry ny mozika.
Page Officiel du Département de Publication de la FMC! Le Salut est par le Livre, participera-tu pour son partage?
Vovonan'ny Olon-dehibe (Vita Batemy): - ireo 35 taona no mihoatra - Ireo efa manambady rehetra (na latsaky ny 35 taona aza)
Pejy hizarana ireo vaovaom-piangonana rehetra manerana ny Distrika Antsahasoa.
Ny AFF dia mijoro - Hitory ny Filazantsaran'i Jesoa Kristy - hanentana sy hanampy ny fiangonana eo amin'ny fitoriana ny Filazantsara - Handrindra sy handamina ny fitoriana ny Fila...
Ny ATN ato amin’ny FLM dia mikendry ny Fampandrosoana ny fiangonana sy ny fiaraha-monina amin'ny a