TG Mada
23/05/2026
❤️Mirary Pentecôte mahafinaritra ho antsika rehetree ❤️
22/05/2026
🎉Mankalaza ny tsingerin-taona nahaterahany androany i Leticia ... mirary soa ho azy hatrany 😃
Joyeux anniversaire🎂🎂,,,
mirary anao MBA ho ambinina am izay atao eee,, 🎊
16/05/2026
Betsaka ny teraka volana May Ato @ Groupe TG Mada
🎊🎊Alcinos dit Bonita🎊🎊
🎂Joyeux anniversaire Technicien nay🎂
Tompo homba anao eee
10/05/2026
Boum 🎉boum 🎊
Robien's fantatry n'y maro amin' ny hoe Kopikole Koike
🎂🎂Joyeux anniversaire tale🎂🎂
Ho ambinin' Andriamanitra amin'izay hatao mandrakariva anie Ianao sy ankohonanao ee
Suivéo ny page tsika
06/05/2026
🎂Joyeux anniversaire Tatianah🎂
je te souhaite une année de plus et 🎊tout le bonheur que Dieu te protège, et guide accomplisse t'a prévu dans la vie🎉
04/05/2026
⛲⛲fotoana izao hanararaotanao ny fiainana⛲⛲
⌛⌛⌛⌛⌛⌛⌛⌛⌛⌛⌛⌛⌛⌛
Dia ny fiainana miaraka amin' i Kristy
Resaka ⚰️faty ⚰️ihany no re à gauche à droite tatoato
🧑💼🧑💼Ny tanora no betsaka🧑💼🧑💼
Ka fotoana izao hanankinana ny fiainana am Andriamanitra🪶🪶🪶🪶🪶🪶🪶
26/04/2026
FLM Besasavy,
🙏Azafady 🙏fa
🥰🥰FLM MAKEDONIA🥰🥰 moa no tena izy ee
Hetsika nokarakarain' ny FMM Ankilahila
Mankasitraka t@ Fanasana anay ooô
23/04/2026
🥰Misaotra GIK Ofisialy fa voaray Ilay fanomezana🥰
🙌Mankasitrak eee 🙌
Ao @ FLM Besasavy indray mihaoneee👋👋
19/04/2026
Fanokafana
🎂10ēme Anniversaire 🎂
Groupe Irak' i Kristy (GIK)
🟢Misaotra t@ Fanasana anay
🟢Misaotra ny Kristiana tao @ Chapelle militaire Toliara nankafy n'y hafatra nambaranay
🙏🙏Mankasitrak eee🙏🙏
16/04/2026
"Trust in God "
💐💐💐💐💐
13/04/2026
""Tu m'a sauvé tour ""
Maninday
Tsy misy ambara firy Izahay
Afa tsy fisaorana 🙏
Misaotra an’i JEHOVAH ANDRIAMANITRA Ray Nahary
Misaotra anareo mpiara-miasa rehetra ....
🟢YMC Gospel
🔵KFB
🟣Vokovokomanga APU
🔵FDL Ankilahila
🟢FMM Ankilahila
🟤KTLM Bethesda
🟡Madera event (Lumière & Effets spéciaux)
🟠Mbola sound
Sarobidy aminay daholo ianareo ❤️
Ary mankasitraka indrindra ny Maninday ,
Tonga maro namaly ny antso👏🔥
Misaotra lehiretsy aaa! 🙌
Misaotra anareo ny TG Mada
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Tulear