Gigabay
Ambara za anao koa love ! ❤️🤭
07/04/2026
Na dia sarotra aza ny lalana indraindray, minoa fa miaraka amy nareo foana aho. Tsy ho kivy isika, satria ny nofintsika dia mendrika hotratrarina. Hifampahery, hifanohana, ary hifampatoky isika, na amin’ny andro mazava na amin’ny andro maizina 🎧✊🏽🇲🇬
04/04/2026
Loading…..! ❤️🎧
Aujourd’hui, le 1er avril 😅
15/03/2026
Coucou 😪❤️
Agnatiny liste d’amis nahy ato zao misy olo tia zaho fa tsy masahy miteny 😪
07/03/2026
Ts le boto maditra no reharehan’akama
Fa le boto mirevy fahendrena ho reharehany mama 🤩
Aujourd’hui c’est mon anniversaire 🎉
Aza omena tsiny laha mbo misy feo mivalaka . Fa mbola’naty ezaka be aloha hatsamy zao ! Misaotra 🫣🫶🏻❤️
Amy samedi
+ 1ans 🤲🏻🎉
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
Toliary