STEPIC

STEPIC

Share

29/12/2025

Ity misy fizaràna avy amin'ny Mpianatra nivoaka tato amin'i STEPIC
koa manaraha finaritra.

Dia aza hadino fa misokatra izao ny fisoratana anarana amin'ny fianarana teny vahiny, Kabary Malagasy ofisialy sy fiteni-paritse, informatika ary ny tontolon'ny Multimédia.

Vonjivonjeo fa voafetra ny toerana

🏢Siège social: Ruelle n°2, Tanambao I, Toliara
(Derrière SUPERMAKI)
☎️034 28 899 56 - 032 93 201 29
🌐www.stepic-mada.com
📧 [email protected] / [email protected]




́dia

23/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Aureliot De Mon Coeur, Tinah Saphira, Habiba Styling, François Félix Randrianantenaina, Vanotiana Lusianne, Rill Ckay, Laÿk Paulin, Ajiahy Bradva, Armellah Sörene, Ulrica Nachila, Nancy Fredya, Valisoa Felestin Avotra, Fabien Maritiry, ED Mond

20/12/2025

Araka ny fangatahan'ireo izay tsy afaka nanaraka ny fampiofanana 'Excel comptable' andiany voalohany, nohon'ny antony maro samihafa, dia indro averinay indray izany.

📊 FORMATION - EXCEL COMPTABLE

⁉️Te hahay hitantana vola miditra sy vola mivoaka amin’ny fomba matihanina?

⁉️Te hampandeha tsara ny fitantanam-bola ao an-tokantranonao na ao amin’ny orinasanao na ihany koa amin’ny sehatra misy anao ve ianao?

👉Ho fiatrehanao tontolo vaovao feno fahombiazana amin’ny taona 2026 sy ny andavanandrom-piainanao dia manolotra anao FORMATION EN EXCEL COMPTABLE izahay, ho an’ny fitantanam-bolanao.

✅Vahaolana mahomby ny fifehezanao ny Excel Comptable

👉Ataovy mandeha ho azy ny kajikajy rehetra e!

➡️ Fampianarana manomboka amin’ny fototra ka hatramin’ny teknika matihanina

➡️ Fomba fanao sy tabilao hanaraha-maso ny fandrosoan’ny fidiram-bolanao

➡️ Fampiharana tena izy amin’ny toe-javatra eo amin’ny fiainana sy orinasa

🗓️Fotoana: 22-23-24-26-27 Desambra 2025
💲aran’ny fampiofanana: 20.000Ar

✍️Misorata anarana dieny izao fa voafetra ny toerana!
🎓Hisy fizarana Certificat amin’ny faran’ny Fiofanana

👉STEPIC- Chaque pas nous rapproche du pic
🏢Siège social: Ruelle n°2, Tanambao I, Toliara
(Derrière SUPERMAKI)

☎️034 28 899 56 - 032 93 201 29
🌐www.stepic-mada.com
📧 [email protected] / [email protected]

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Toliary?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address


Ruelle N° 2 Tanambao I TOLIARA, Derrière SUPERMAKI
Toliary
601