Tane Antimo
24/10/2025
Nivoaka omaly 23 oktobra 2025 ny Fanapahan-kevitra avy amin'ny HCC izay nahavoaray fa banga ny toerana iray ho solombavambahoakan'i Betioky Atsimo ka :
Atoa 𝗟𝗔𝗨𝗥𝗘𝗡𝗧 𝗥𝗮𝗹𝗶𝗳𝗼𝘀𝘆 dit 𝙈𝙚𝙧𝙖 𝙍𝙚𝙝𝙤𝙩𝙤𝙜𝙣𝙤𝙣𝙚 no misolo ny toeran'Itompokolahy Jean Jacques RABENIRINA, izay nodimandry ny 26 septambra lasa teo.
Izahay eto amin'ny pejy Tane Antimo dia mirarisoa azy mba hahavita ny adidy aman'andraikitra izay hosahaniny.
28/07/2025
Human-Nature Harmony, akaiky antsika.
💛 Fihetsika kely mampientam-po!
Tao amin’ny tanàna lavitra iray ao amin’ny kaominina Beahitse, vehivavy mpitondratena 10 no nahazo fanampiana ahitana vary 🍚, menaka 🛢️ ary siramamy 🍬.
Mijoro hatrany ny ONG Human-Nature Harmony hanome fanohanana ho an’ireo fianakaviana marefo indrindra 🤝.
❤️ Un petit geste qui réchauffe les cœurs!
Dans un village isolé de la commune de Beahitse, 10 veuves ont reçu un colis composé de riz 🍚, d’huile 🛢️ et de sucre 🍬.
L’ONG Human-Nature Harmony s'engage à apporter son aide aux familles les plus vulnérables. 💪🤲
26/07/2025
Itoa ty fitavananay fo lafa kere ty aminay atoy. Mihina moke (moky).
06/07/2025
Human-Nature Harmony
02/07/2025
Valala !
Manimba vole nefa laoke matsiro.
Mandroso iaby nareo tea valala rey.
Mba tanisao eto ty karazam-balala hainao.
Tane Antimo
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Toliara