Mada Unity Group

Mada Unity Group

Share

24/08/2023

Out now🔥

21/03/2023

Le PDG🔥

« Ny olona iray rehefa tsy tia misehoseho dia matetika mavita zavatra izy zay ». 🤍

BIOGRAPHIE STEVANO EDOUARDO 🇲🇬.........................................................

🇲🇬 RAZAFIMIADANA Stevano Edouardo : Tanora 22 taona mianatra ao amin'ny ÉMIT Fianarantsoa.
Misehatra eo amin'ny tontolon'ny fanamboarana sary sy video virtual izy ( Logo , illustration photo , afiche publicitaire , développements web, Beat Maker , montage vidéo lyrics , ... ). Filoha mpitarika ny MADA UNITY GROUPE ( société privée de marketing digital) nanomboka ny 2017.
Eto Vohipeno ny fiavian'ny Ray aman-dreniny.

Ny tena mampihavaka ity tanora ity dia mivelatra amin'ny talenta maro isan-karajany. Na eo amin'ny fikirakirana sary, indrindra eo amin'ny famohana horonam-peo.

Eo amin'ny lafiny dia anisany tena nanamarika azy ny nahajoany voalohany tamin'ny fifaninana manao LOGO EMIT Fianarantsoa . Izay sekoly anisany lehibe indrindra raha eto Fianarantsoa.
Eo amin'ny koa dia ny : Lyrics MAJESTY - MALAY, Conception DEEN & NATHY NOFY - AGNAMBÀ , Lyrics KAMAGNARIVA - Ora famangina ... ny mety hafataranao azy.
Raha ny koa dia : instrumentale Deen OffiShall - quartier , Majesty Ramses - Oegnaia , Ckycky FSA version DRIL , sns ...

Azo lazaina fa matianina tanteraka ity tanora lahy vao 22 taona ity raha eo amin'ny sehatra izay ataony. Ataony ampanen-trena koa nefa izany rehetra izany.

« Efa ao ampananganana sampana informatika (Département de développement d’application) izy amizao fotoana izao ».
...
📷 Source : Stevano Edouardo Razafimiadana & Mada Unity Group
☎️ Téléphone : 034 85 009 92
✍️ Écrit par : SOUTH EAST LEGACY - Sud Est Madagascar
" Pejy manondrotry fehizay e mana talenta tsika ". ✊

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Toliara?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Toliara