Chez Diah
23/12/2024
🎉🥳 N'oubliez pas de récupérer vos pizza pour demain 🤗
À partir 12h jusqu'à 17h
: Korontamby tanambao V , lalam-baovao ☺️
17/12/2024
Pizza 🍕 iray otran'ty + boisson pm iray no 30.000ar
Mbola misy ny billet ntsika ato 🤗
08/12/2024
Na i JEFF BE SOSY aza mba tia pizza, koa enao indray vé dia tsy hanjifa e🙄
❤️Jifao n'y billet PIZZA HYPER MIXT by amin'ny vidiny 30.000Ar monja fotsiny❤️
02/12/2024
Ho avy tsy ho ELA n'y projection 🤩 aza misy miala🤗
"BA ROA"
inty n'y court-métrage nosoratako volohany izay hivoaka TSY HO ELA mazava ho Azy 😆. Ahoana ny hevitrareo, mety ho tsara vé?🥺❤️
Bref, à partager sans modération 😁
📣🙃
Nahafinaritra ve ny omaly?
🤣🤣
iza no tsy lenan'ny Oranandro ?
😄😄
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Tanambao 5
Toamasina