Premier Prix
24/04/2026
Oaayy, to Premier avokoa 😄✨
Ilay vonjy aina vetivety ho an’ny daholo be 🚑⚡
Ataovy ao anatin’ny lisitran’ny zavatra ilainao maika ny Premier 🛒📝
Tsiro Malagasy 🇲🇬, Vita Malagasy 💛
21/04/2026
Vahaolana amin’ny fotoana rehetra ⏰✨
Mikorontana ve ny ao ampiasana? 🤔 Aza maka sarotra 😌, mihinàna Premier 🍽️ fa hilamina avy eo ✅
Tsiro Malagasy 🇲🇬, Vita Malagasy 💛
15/04/2026
Aza avela hanelingelina anao ny hanoanana! 🍜😋
Na any am-pianarana 🎒 na any am-piasana 💼, Premier Prix no ao an-doha 🧠 rehefa mila sakafo mafana 🔥 sy haingana ⚡
3 mn ⏱️ dia vita ✅, dia afaka miverina m’boss tsara 💪😉
Tsiro Malagasy 🇲🇬, Vita Malagasy 💫
10/04/2026
Sakafo mafana 🍲, fotoana mamy! ❤️✨
Na be olana aza ny tontolo andro, ao anatin'ny 3 minitra ⏱️ dia efa mitsiky ny rehetra miaraka amin'ny Premier Prix 💛
Tsiro Malagasy 🇲🇬, Vita Malagasy 💫
IREO TSARA VINTANA 🎉
Mankasitraka anareo rehetra izay nandray anjara tamin’ilay lalao nandritra ny fetin’ny P***a 🐣.
Ireto ny singa telo mampiavaka ny nouille Premier 🍜 :
🇲🇬 Vita Malagasy
⏱️ Mora andrahoina (3 minitra monja)
⭐ Tsara kalitao
Ary ireto kosa ireo nahazo ny loka 🎁 :
🥇 1er lot : Miora Raoelison
🥈 2ème lot : Khavani Andravalah
🥉 3ème lot : Sa Nomenjanahary
Manasa anareo handefa hafatra miafy 📩 (message privé) aminay mba hampahafantarana ny toerana hakana ny loka.
Misaotra antsika rehetra hatrany. 🙏
03/04/2026
HITOHY NY FETY MIARAKA AMIN’I PREMIER PRIX ! 🎉😋
🌸 Amin’izao ankatokin’ny fetin’ny P***a izao, dia mitondra lalao mahafinaritra ho anareo i Premier.
🥚 Vonona ve ianareo handrombaka loka? 🎁
❓ Inona avy ireo singa telo mampiavaka an’ny Nouille Premier Prix?
👉 Soraty ao amin’ny commentaire ny valinteninao
👉 Aza adino ny manaraka (suivre) ny pejy
🎉 Olona 3 no hahazo loka:
🥇 1er : Nouilles 1 carton
🥈 2e : T-shirt Premier Prix + nouilles 5 paquets
🥉 3e : Casquette Premier Prix + nouilles 5 paquets
📅 Alarobia 8 Aprily no hanaovana ny tirage
🍽️ Milalao, mandresy, ary mankafy miaraka amin’i Premier !
🌼 Mirary P***a sambatra sy feno hafaliana ho anareo rehetra ! 🐣
02/04/2026
🎉PASKA FENO FIFALIANA MIARAKA AMIN’I PREMIER ! 🎉
🌸 Amin’izao akatokin’ny fetin’ny P***a izao, dia faly foana ny Premier manome fifaliana ho anareo.
🥚 P***a feno fifaliana sy kado! 🎁
🍽️ Dégustation sy 🎉 animation miaraka amin’ny lalao no hisy mandritra ny weekend Pascal, eny amin’ny Carrefour Ankorondrano sy Score Tanjombato.
👉 Koa manasa anareo hitsidika ny stand Premier.
30/03/2026
OFFRE SPÉCIALE PÂQUES 🐣🎉
Ho fanomezana fahafaham-po ho antsika mandritra ny fetin’ny P***a, dia manolotra 🚚 livraison gratuite izahay manomboka amin’ny carton iray.
Ho an’ireo izay maniry hiara-hiasa aminay, izao no fotoana tsara hifandraisana. 🤝
📩 Mandefasa hafatra miafina (message privé) raha mahaliana anao ny tolotra.
28/03/2026
🥳 MÊME À PÂQUES, VOUS NE POURREZ PLUS VOUS PASSER DE NOUILLES ! 🍜
Promotion hoan’ny Pâques 🐰 : araraoty fa 790 Ar be izao ny vidin’ny unité iray amin’ny Premier Prix 💰.
Toerana ahita ireo fihenam-bidy ireo any amin’ny Carrefour 🛒, Score 🛍️ sy Super Maki 🥡 rehetra.
⏰ Aza tara fa sao tsy mahazo intsony ! ⚡
27/03/2026
NDAO MBA HANANDRANA IHANY KOA ! 😋🍝
Any amin’ny Carrefour Ankorondrano 🏬 sy Score Tanjombato 🛒 indray ny dégustation gratuite ho an’ny paty Premier 🍲.
📆Fotoana: Zoma sy Sabotsy izao
Raha te hankafy ny tena tsiro ianao 😍, dia tongava manandrana — tsy hanenenao izany ! 🎉
Tsotra nefa tsara hoan'ny paka 🥰
19/03/2026
🎟️ BILLET GRATUIT – FINAL SMATCHIN 🏀
Ho anisan’ireo stand ho hitanareo eny amin’ny Smatchin ny 20-21 mars hoavy izao ny Premier Prix 🥇🍜.
Ho anao fampirantiana sy dégustation hatrany izahay 😋.
Misy lalao eny an-toerana izay ahafahana mahazo loka 🎁🏆.
Koa tongava maro, dia manasa mba hitsidika ny stand Premier Prix 🙌!
Eny Mahamasina indray ary ny fotoana eh ⏰🎉!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
Toamasina
501
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 12:00 |