Nathan Winner

Nathan Winner

Share

08/07/2026

HAPPY BIRTHDAY ZOKY BE Allan Israël Raza

MISAOTRA AN’ANDRIAMANITRA MANOKANA NY TENAKO NY @ FISIANAO SATRIA IANAO ANISANY NATAON’ANDRIAMANITRA FITAOVANA NIKARAKARA ANAH,NITAIZA ANAH,NAMPIANATRA SY NIBEDY ARY NAMPITOMBO ANAH,NAMPIANATRA ANAH MOMBAN’NY FEO SATRIA ZAH OLONA TENA TSY NAHAY NIHIRA FA TSY KIVY IANAO NANATORO ARY NANOSIKA ANAH ANDEHA ALAVITRA BE IANAO🙏🏻ZOKY TSY ADINO IRENY,OLONA TSOTRA SADY TSARA TOE-PO,BE FITIAVANA BE ZOKY,MIRARY NY SOA HO ANAO SY NY TARANAKAO ZAH ZOKY,MERCI NY Alpha Gospel NITAIZA,JE VOUS AIMES LES ÉQUIPES

07/07/2026

EKSODOSY 14:13

ARY HOY MOSESY TAMIN’NY OLONA :AZA MATAHOTRA IANAREO,MIJANONA,FA HO HITANAREO NY FAMONJEN’i JEHOVAH,IZAY HATAONY HO ANAREO ANIO;FA NY EGYPTIANA,IZAY HITANAREO ANIO,DIA TSY HO HITANAREO INTSONY MANDRAKIZAY.

21/06/2026

BONNE FÊTE À TOUS LES PAPAS

Papa tsy resy an’ady
Papa tsy mora kivy
Papa tsy milavo lefona
Papa matanjaka ara-panahy
Papa mpandresy
Papa mahita fitia foana

Tahina anie ny papa rehetra🥰

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Toamasina