Les Ravintsara

Les Ravintsara

Share

Over 30 years of experience🍀Traditional Medicine ~ Médecine Naturelle: Produits de santé naturels & Massages (relaxant & énergétique, Réflexologie,...)

24/02/2026

Hita sy tsapa ny harerahana'ny vatana @ fanarenana sy fanamboarana ary fanadiovana ny trano sy ny tanàna taorian'iny rivo-doza mahery vaika Gezani iny.
Tapabolana sahady izay.
Tena ilaintsika @ fiainana andavanandro ity:
VOKATRA NATORALY @ ENDRINY VAOVAO ato @ LES RAVINTSARA ! Hery pommade "anti-douleurs aux multi soins". Anisan'ny Pommade tranainy, efa tany @ telopolo taona lasa. Fanta-daza @ fomba fiasany haingana. .
5.000AR / boîte.

🌿LES RAVINTSARA TOAMASINA🌿
🟢Depuis 1992
💆🍀 MASSAGES et PRODUITS DE SANTÉ NATURELS
✅📍 ADRESSE UNIQUE
Bazar Be ~ à droite de Maisoluxe, route vers Firaisana Ambodimanga et Hotel de ville.
Bazary be, ankavanan'ny maisoluxe, @ lalambe makeny @ Firaisana Ambodimanga vaovao sy ny Hotel de ville
☎️034 05 579 87
📨 email: [email protected]
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

Misy ihany koa ireo REVENDEURS eto Toamasina izay mivarotra ny vokatra natoraly" LES RAVINTSARA" :
- " LE LAURIER " Tanamakoa ampitan'ny St Joseph de Cluny 034 71 123 28
- " TANTELY MAMY" Verrerie Ampara goudron
038 48 597 17
"LES RAVINTSARA" miezaka manakaiky anao!

02/07/2025

Ireo Produits naturels vokarin'ny 🌿Les Ravintsara🌿 dia efa tany @ 30 taona lasa (1995), ary maro no efa nahita soa sy fahasalamana t@ fampiasana azy ireo, na ny eto an-toerana na ny any ivelany. Manomboka @ 2.500AR h@ 15.000AR ny vidiny:
✅Hery Pommade (base de girofle) izay tena ilaina ririnina izao
✅Karazana Tisanes de santé sy Infusion
✅Huiles de massage
✅Karazana huiles essentielles
✅Extrait de ravintsara, Extrait de vahona izay manampy tosika @ fitsaboana atao rehetra
✅Produits fitsaboana ny sinusite, asthme sns...
✅Produits momba ny volo sy ny tarehy: crème coiffante olive izay mety @ karazam-bolo rehetra, argile verte, savony vahona.
Tongàva manatona anay fa ho afa-po sy hahita voka-tsoa ianao!

🟢📍ADIRESY TOKANA : Bazar Be ~ Ampitan'ny Firaisana Ambodimanga vaovao (lalambe makeny @ Hotel de ville)
🟩Ouverture : 07h à 17h30 ( heure continue)
☎️0340557987

☘️LES RAVINTSARA☘️
🟢Depuis 1992 - L'ancienneté et l'expérience professionnelle !
💆🍀Massages et Produits de santé naturels

📩📨 email: [email protected]
💻Page LinkedIn : LES RAVINTSARA
📱Page Facebook : Les Ravintsara

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address


Bazary Be Toamasina I, Face Firaisana (arrondissement) Ambodimanga
Toamasina
501