Ratsimavandy

Ratsimavandy

Share

03/06/2026

MIANTSO NY FANJAKANA MBA HANDRAY ANDRAIKITRA.

Salut ratsimavandy.
Tsy mitapaka koa halatra gasoal jirama. Jhonne Mahambolo ny mpividy sady mpijery client. 8 gerikane lahaly verS 19h nahondrana Tuctuc. Lahaly maraina teo 10 gerikane koa.

Photos from Ratsimavandy's post 02/06/2026

Bonjour Ratsimavandy,,ity misy vaovao any Maroantsetra azafady zokobe asa mba afaka avoakanao ilay izy fa ts avoakanjare Akagn ilay izy,, mpampianatra manao grêve @ Proviseur mihinana vola Caisse Ecole, volany FEFFI, volany Social, SNS ...

Photos from Ratsimavandy's post 01/06/2026

ANISAN'NY MAIRE TSY MANJARY FAGNAHY ATO ANATIN DISTRIKA MANANARA IZY ROALAHY IREO. FANAMPARAM-PAHEFANA, TSINDRY AZO LENA, KOLIKOLY, ARY FANODIKODINAM-BOLA.

HOANIKO TAINKIVA ANDASIBE SY ANTANANANIVO RAHA MBOLA LANY MAIRE IREO AMIN FIVIDIANANA MANARAKA.

Coucou Ratsimavandy !
Manakory mba mifanaraka @ lalàna ve ny mamorcé zaza 15 taona tsy afaka mianatra nohon'ny jaly misy eto Mananara itô
Nefa de izany ny zava-misy aty @ nay aty @ COMMUNE ANDASIBE , teren'ny MAIRE ny olo jiaby 15 taona tsy mianatra nagnefa vola 20000ariary isan'olo ka izay tsy mahavita rahognana tadiana sy samborina
IMAIRE io tena manambanimbany olo satria t@ 2022 dia nambarany fa ny MPAMPIANATRA jiaby lalahy tsy maintsy MIASA LALANA ny MPAMPIANATRA viavy magnefa vola
T@ 2023 indray t@ fandalovan'ny CHEF DISTRICT t@ volany ery VALY tsy voalohany vahoaka noho vidin-davanio tsy nanjary sy ny jaly mafy loatra
Vahaolana natolotry MAIRE an-tararasy nampitondrasany ny ADJOINT nazy dia hoe HANESORY ny MPAMPIANATRA FRAM , HARORONY NY KARAMAN'NY MPAMPIANATRA FRAM
Amin'izao fotoana izy mitaky vola 20000ariary isan'olo @ Fotodrafitrasa tsy mazava DEVIS sy PLAN fa de 93 MILLIONS ARIARY ny vola hangonina ny HABEN'NY ASA TSY FANTATRA fa de hoe trano 24m/8 m faô, ny LAMBINY HONO hanatsarana ny manodidina
Ny ISAN'NY OLO 15 TAONA MIAKATRA TSY MIANATRA magnefa io vola 93 MILLIONS io, FOKOTANY AMBINANIBAOKA faô efa mahavita izy jiaby, ny tegna mahalagny fagnahy dia hosamborina sy tadiana koa ireo MPAMPIANATRA tsy mahavita io vola io kanefa nisy didy nosoniavin'io MAIRE T@ 2023 milaza hoe
ANDININY FAHA 30 MANAO HOE NY MPAMPIANATRA DIA TSY AZO TERENA AMIN'NY ASA SY FAGNEFANA ANY @ FIARAHAMONINA MISY AZY TSIRAIKARAIKA

Want your business to be the top-listed Media Company in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address


Tamatave
Toamasina
501