Tropical Service

Tropical Service

Share

Photos from Tropical Service's post 18/09/2024

Île aux Prunes ❤

Fantatrao ve fa ilay Nosy kely Île aux Prunes na Nosy Alagnagna, na Nosy Ilaintsambo amin’ny teny malagasy dia ahitana tilikambo mirefy 60m ny haavony izay heverina ho phare avo indrindra aty Afrika ? 🚢⛵

17 km Avaratra-Atsinana miala ny seranantsambon’i Toamasina no misy azy, ahitana karazan-javamaniry tsy fahita firy toy ny “Flying fox” (Pteropus rufus), ramanavy tsy misy afa-tsy eto Madagasikara ity nosy ity. Manankarena biby an-dranomasina koa izy izay mahasarika mpitsidika maro. 🦇🦇

Mba manonofy hitsidika azy ve ianao indray andro ? 🥰🥰

Tropical Service dia mikarakara excursion ahafahanao mitsangatsangana eny. 🤩🫨

Ireto avy ny activités atao :
👉 Fitsidihana ny Phare (fiakarana eny an-tampony izay ahitana zana-tohatra 350)🥵🥵 Vue panoramique ahitana ny nosy manontolo sy ny ranomasina manodidina 😍👉Zahatany izay ahitana ireo karazana ramanavy🦇🦇
👉Plongée, Snorkeling 🏝
👉 Jono 🪝
👉Déjeuner pique nique🏖⛱️

Fanazavana fanampiny
0320217312

Bazar be Boulevard Joffre ampitan’ny Hotel Joffre no misy anay

09/02/2023

Venez réaliser vos rêves d'aller explorer les fonds marins de Madagascar avec Tropical Service.

Si vous souhaitez avoir plus d'informations, n'hésitez pas à nous rendre visite.

📌Tropical Service
23, Boulevard Joffre, Tamatave 501 – Madagascar
☎️ +261 32 02 173 12

́esousmarine

03/02/2023

Avez-vous déjà rêvé d'aller explorer l'île aux prunes ?

Tropical service organise pour vous une excursion d'une journée sur l'île aux prunes.

Les activités sur place :
🔷 montée des 350 marches du phare
🔷 balade dans la forêt pour observer les roussettes
🔷 Baignade dans le lagon
🔷 Snorkeling plongée, pêche.
🔷 Déjeuner pique nique sur la plage

Pour plus d'informations, n'hésitez pas à nous rendre visite.
📌Tropical Service
23, Boulevard Joffre, Tamatave 501 – Madagascar
☎️ +261 32 02 173 12

Want your business to be the top-listed Travel Agency in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address


23 Boulevard Joffre
Toamasina
501