Longrich_TOAMASINA 501
Consommateurs/commercants des produits Longrich, nous temoignons de l'authenticité de nos produits.
15/11/2023
Tongasoa ato amin’ny 𝐋𝐨𝐧𝐠𝐫𝐢𝐜𝐡 i Andry Miangaly Rakotonarivo & Licie Soanomenjanahary 😍😍
Merci pour la confiance aux Produits et à notre équipe Longrich Boss Club 💪💪
Rendez-vous au sommet ⬆️⬆️
Longrich_TOAMASINA 501
14/11/2023
🔔Ho avy ny fety ooo ,ndao hanao manjamanja🥰
Efa manjamanja foana isan'andro fa rehefa fety hafa mihitsy 😉 sa tsy izany? Hikarakara tarehy,Hanao volo...😍
Manana gamme de produits tena tsara no sady mety@ rehetra Longrich ❤️ Tsy ho an’ny vehivavy irery fa misy koa ho an’ny lehilahy😉.
NY TENA MAMPIAVAKA NY PRODUITS dia ireto❤ :
1- Produits Organiques (Nalaina tamin'ny vokatra natoraly ny composants any) 🌿🌿
2- Produits type Parapharmaceutiques (misy vertus thérapeutiques)👩🔬👩⚕
3- Ny Longrich no misahana ny famokarana azy depuis la plantation jusqu'à la distribution.
Ireto ary ny produits atolotra antsika androany :
🌸Ho an'ny tarehy & vatana :
-Savon Noir
-SodMilk
-Gel snake oil
-Déodorant
🌸Ho an'ny volo:
-Sérum snake oil
-Shampooing au thé blanc
-Après shampooing
🌸Ho an'ny ati-vava :
-Dentifrice 200g
-Spray buccal
Afaka miditra Mp na miantso.
☎️ 033 57 001 88📩.
❌ Stock limité fa vonjivonjeo❌
18/02/2022
C'est vendredi!💥
Happy friday payday🤩
Ho antsika izay te hiara-hiasa dia mandray mpiara-miasa fona 'zahay isan'andro 🤗
Afaka miresaka ao amin'ny hafatra miafina📩
14/02/2022
😅😅
Produits longrich no ilainy fa tsy fleurs hono e 😉
Aza hadino fa misy promo saint valentin ato amin'ny longrich zao a 🤩
1 produit acheté = 1 produit offert ✨️
Passez vos commandes en Mp
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Toamasina
501
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 16:30 |