Association FALaFa
Ataovy toy ny FIAINAN'NY AKOHO re a!
Tsara arahina ary tsara alahintahakađ
1- Manatody be dia be izy alohan'ny hikotrehany izay no atao oe DRAFITRA ( PLANIFICATION)
2- Rehefa manomboka mikotrika izy dia manena ny fomba fihetsiny izay no atao oe FITSIPIKA ( DISCIPLINE)
3- Miafy manena ny sakafony izy mba tst hitomboan'ny lanjany mba tsy hamaky ny atody izay hokotrehany izay no atao oe SORONA NY TENANY ( SACRIFICE ET L'ABNĂGATION)
4- Afaka mikotrika atodin'ny akoho hafa koa izy eny na atody tsy mitovy karazana aminy aza,izay no atao FAHATSARAMPO SY FAHATSARAMPANAHY ARY FAHATSORANA ,TSY MIFAMINGANA FA MIFANAMPY SY MIFAMPITSONJO
(LA NON-DISCRIMINATION ET LA GĂNĂROSITĂ)
5- Kotrehiny ao mandritry ny 21 andro, dia miandry AMPAHATERATANA izy na tsy ho foy aza aloha izay eo,dia mbola manohy manatody izy izay no atao oe FINOANA sy FANANTENANA ary FAHARETANA tsy manary toky izy na kivy
( LA FOI L'ESPĂRANCE, ET LA PERSEVERANCE. Pas de DĂCOURAGEMENT)
6- Arainy maso ary avahany ny atody tsara sy lamokany izay no atao oe LA SENSIBILITĂ ET LE DISCERNEMENT.
7- Ariany sy ailiny ny lamokan'atody fa izay atody tsara no kotrehany na iray sisa tafajanona eo izay no antsoina oe FAHENDRENA, FIFANTOHAN-TSAINA ( SAGESSE, LA PRISE DE CONSCIENCE, LE RĂALISME)
8- Tsy mamela ireo zanany ireo hiparitaka na hizarazara izany izy fa manangona sy mamory ary mampiray an'ireo foana izay no atao oe L'UNITĂ DANS L'OBJECTIF.
9- Tsy mamela na manary ireo zanany izany izy mandrapaha-vatombatony mahaleo tena ireo ,izay no atao oe MPANABE, MPAMPIANATRA , MANARAKA ( MENTORAT.)
10- Eo alohan'ny zanany foana ny Renia'akoho izay no porofo fa MPITARIKA ( LEADERSHIP.)
11. Mampitandrina ny zanany izy ary miaro ny zanany raha tandindomin-doza na sendra fahavalo ireo izay no atao oe LEADERSHIP RESPONSABLE(MPITARIKA TOMPON'ANDRAIKITRA)
AAntsomalala Ras
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the organization
Telephone
Website
Address
Toamasina
501