Mana Nar

Mana Nar

Share

Photos from Mana Nar's post 09/03/2025

Recette de Croquette Vavin-tsomanga
AKORA ILAINA :
Vavin-tsomanga/ 1 figny
Farine/ ¼ kg
Atody/ 2 vinty
Lait de coco/ ½ tasy café
Tongolo be/ 1 vinty
Tomate/ 1 vinty
Tongola gasy/ 4 vinty
Poivre/ ½ sotro café
Menaka/ ¼ L
Sira/ 1 sotro café
FOMBA FIKARAKARANA :
Kapohina atody ary araraka avieo ny farine. Reha vita izay dia rapena ny tongolo kasy sy tongola be ary ny tomate avieo dia arotsaka ao ao. Arotsaka lait de coco ary dia afangaro tsara. Atao matsora tsara mitovy manao m**o ananana ny patte, izy ka itanao mbola matevina dia tapohana rano kely. Atengina antokoagna ny lapoaly sy menaka izy ka mafana tsara de atomboka ny firity.
Zay de vita bon appétit ! Misaotra namaky, aza adino volagno ao @ commentaire ny methode fandrahoanao ravin-tsomanga.

30/11/2022

Nos traditions !

Want your business to be the top-listed Advertising & Marketing Company in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Melville
Toamasina
501