AfterWork VIP 501

AfterWork VIP 501

Share

🔥 Snack Bar Classe indrindra ao Toamasina. 🥂 Ambiance VIP, sécurité 🔐
🍹 Détente Classe & Musique Live.
☺️Week-end en vibes cabaret open mic 🤗

Snack Bar - CoWorking - CyberCafé
LOCATION / PRIVATISATION SALLE 🥰

02/06/2026

Tonga soa ! ✨

Tara kely... fa avy amin'ny fo: Fetin'ny Reny sambatra ho antsika rehetra! ❤️ Moments mamy foana no mendrika anareo! 🌹

Mba hanohizana ny fety... Misokatra foana ny AfterWork VIP 501! 🔥🥂

Ny fandaharana amin'ity -end ity?
🎤 Open Mic / Scène Ouverte toy ny mahazatra! Anao ny sehatra! 😉

🤫 Te hivazozo milamina irery?
Afaka manao na mialoha koa ianao raha te hahazo fitoniana sy ho tompon'ny sehatra irery! (MP raha mila fanazavana 📩)

Jereo kely ity extrait video ity... 👀👇

🔥

28/05/2026

✨ Ny kalitao tsy mila fampahafantarana be loatra... ✨

Na tsisy afisy aza milatsaka, ny tontolo mafana, ny hira kanto, ary ny foana no miandry anao ato amin'ny AfterWork VIP 501 .

Efa fahazarana isan-kerinandro ny manome ny tsara indrindra ho anareo! 🥂🎶

Manomboka amin'ny 17h30
📍 Toerana: Boulevard Augagneur Du côté Station Jovenna Jacarandas

Inty misy santionany kely amin'ny rivo-piainana ato aminay mba hanaporofoana izany...
Look at this! 👇

Only Nightlife

Want your business to be the top-listed Computer & Electronics Service in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Boulevard Augagneur Face Gendarmerie , Route Pompier (entre Jovenna Jacarandas Et Happy End)
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:30 - 21:00
Tuesday 08:30 - 21:00
Wednesday 08:30 - 21:00
Thursday 08:30 - 21:00
Friday 08:30 - 00:00
Saturday 10:00 - 00:00