DIDIBEL

DIDIBEL

Share

17/04/2026
Photos from DIDIBEL's post 09/04/2026

Mitady mpamatsy mpiara-miasa izahay!

Didibel dia manokatra varavarana ho an'ireo mpamatsy:
๐Ÿ” Akoho gasy vonona hamokatra
๐Ÿฆ† Canard efa vonona hamokatra

๐Ÿ“ˆ Raha maniry hiara-hiasa aminay ianao, andefaso hafatra mivantana izao!
๐Ÿ’ผ Didibel โ€“ Miara-mitombo, miara-mamokatra

07/03/2026

Misy foana ny akoho be nofo hoan'ny andron'ny 08 Mars

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ” STOCK LIMITร‰ โ€“ AKOHO CHAIR VELONA AMIDY ๐Ÿ”๐Ÿ”ฅ

Mitady akoho chair lehibe, matavy ary salama ve ianao?
๐Ÿ‘‰ Eto aminโ€™ny DIDIBEL no misy azy!
โœ… Lehibe tsara
โœ… Salama sy voakarakara tsara
โœ… Mety ho anโ€™ny mpivarotra sy fety
โœ… Kalitao azo antoka

โš–๏ธ Amidy araka ny lanjany
๐Ÿ“ฆ Misy avy hatrany fa voafetra ny stock
๐Ÿšจ Aza miandry rahampitso!
๐Ÿ“ฉ Alefaso message privรฉ izao na antsoy avy hatrany!
๐Ÿ”ด DIDIBEL โ€“ Raha kalitao no tadiavinao, ato aminay no safidy!

18/02/2026

Te hahomby aminโ€™ny fiompiana ve ianao ? ๐Ÿ’ผ๐Ÿ”
๐Ÿ‘‰ Ny safidy tsara no miteraka tombony.
Ao aminโ€™ny Didibel dia misy :
โœ… Provende kalitao (Dรฉmarrage โ€“ Croissance โ€“ Entretien โ€“ Tanjaka - Finition )
โœ… Poussin chair salama
โœ… Akoho velona
โœ… Atody vaovao
โœ… Abreuvoir & mangeoire
๐Ÿ’ช Manampy anao hahazo vokatra tsara sy tombony maharitra izahay.
๐Ÿ“ Sambava
๐Ÿ“ฉ Alefaso message privรฉ raha mila fanazavana na commande.
โœจ Didibel โ€“ Sakafo tsara, vokatra tsara โœจ

Want your business to be the top-listed Business in Sambava?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Sambava
208

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00