E-medecine.com
Manampy amin'ny fisoroana ny sy toebatana salama lavitra aretina ny:
✅ Fihinanana voankazo sy légioma,
⛔ Ajanona ny tavinkena,
⛔ Ajanona ny toaka, sigara, café, paraky
🔼 Tandremana n'y sira, aza diso tia sira loatra
✅ Fanaova fanatanjahantena
✅ Fandaminan-tsaina,ary aza mahery masiaka
Raha manana ahiahy, n'a tosidra avo, manatona mpitsabo ankaiky anao 🌹
🌿🥦🥬🥒🍆🥕🍅🍠🍓🍒🍉🍊🍍🍌🥑🥑🍏🍐🥝🍋🍇🫐🥥
17/05/2024
🇫🇷Pourquoi faire l'échographie du premier trimestre avant 12SA???
-> La datation de grossesse de référence est celle avant 12SA, en mesurant la Longueur Cranio Caudale, car à ce terme, la croissance embryonnaire est la même pour tous les embryons.
🇲🇬Mitovy jiaby fitombosany zaza anaty kibo aloha ny 12SA, noho izany tsara magnano échographie volohany alohany Io fotoagna Io. Ary raha tsy mahatadidy fadimbolana farany n'a DDR ilay reny, de Io écho volohany Io no arahina amin' AG na âge gestationnel sy date probable de l'accouchement DPA.
31/03/2023
Misaotra tompoko oh🎉🌹💐
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Majunga