Kanto Fils Resto

Kanto Fils Resto

Share

27/03/2026

Ny masaka anio ☺️

Photos from Kanto Fils Resto's post 25/03/2026

25.03.26 atoandro an-tsary ☺️🥰

Photos from Kanto Fils Resto's post 24/03/2026

Notre début de semaine en photos ☺️🥰

Excellente semaine à tous 😘

Photos from Kanto Fils Resto's post 14/03/2026

Sary mafinaritra nandritry ny herinandro ☺️🥰
Bon week-end ôôô ☺️😘

Photos from Kanto Fils Resto's post 25/02/2026

Akory aby eeee ☺️

Fantatrao ve fa ankoatran’ny maha toeram-pisakafoana azy dia afaka mandray karazana fety na fivoriana ihany koa ny ato amin’ny Kanto Fils Resto ?! ☺️

Ny sary zaraina aminao eto izao dia nanamarika fetim-pianakaviana iray izay sady batisa no tsingerin-taona naterahana zaza iray izay 🎊🎉

Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manantona anay ☺️

Mirary soa ôôô ❤️

24/02/2026

Salama ve isika ato ôôô?! ☺️

Fanontaniana matetika apetraky ny mpanjifa aminay ny hoe "Akoho gasy ve sa Poulet de chair ilay akoho-nareo?" 🐔🐓

Dia ho valianay eto ilay fanontaniana ☺️

AKOHO GASY avokoa tompoko no ampiasainay amin’ny nahandro gasy : Romazava Royal, Akoho Rony, Akoho sôsy ary ny Poulet au coco ☺️🥰

Mankasitraka ❤️

Photos from Kanto Fils Resto's post 23/02/2026

Salama ôôô ☺️

Mino izahay fa nahafinaritra ny week-end-nareo annn ☺️🎉🎊

Herinandro vaovao be indray no ho santarina koa dia mirary fahombiazana, fitahiana ary fahasalamana ho antsika jiaby eee☺️🙏

Raha ianao no hisafidy laoka ato amin’i Kanto Fils Resto androany dia AKOHO RONY sa ilay ROMAZAVA ROYAL ?!

Bonne journée ôôô ☺️❤️

21/02/2026

👑 ROMAZAVA ROYAL 👑

Iza aminareo no efa nanandrana azy ity tato aminay?! ☺️

Misy aza moa dia nohon’ny fitiavany an’io fotsiny no andalovany ato matetika ☺️
Kopa-tanana ho an’ilay mpanjifa iray avy any Maintirano izay 👋👋👋 Vao eny am-baravarana izy dia ny fanontaniana apetrany voalohany dia ny hoe "Misy ve ilay mahazatra?!" 😁🫡

Ny tombony?
- tsy misy menaka
- matsiro (mampanampy vary io an 🤣)
- mahasalama

Nahandro isan’ny mampihavaka sy hahalan’ny olona an’izany Kanto Fils Resto izany ny Romazava Royal 👑🥰

Ary ianao? Rahoviana no andalo mba hanandrana ny tsirony?! ☺️😁

Photos from Kanto Fils Resto's post 21/02/2026

Nifarana sahady ilay herinandro ☺️
Nanahoana izy tao?

Ianareo ve efa nisy naka ilay Mine Sao XL tato Kanto Fils Resto ? 😁 natao ho an’ny olona telo (03) izy io annnn ☺️

Bon week-end jiaby ôôô ☺️❤️

20/02/2026

Vendredi joli ☺️☺️☺️

Iza daholo ilay mpankafy an’ity "SPAGHETTI À LA BOLOGNAISE" ato aminay ity?! 😁 Sady misy midongy hoe "mba ataovy be fromage" 🤭

Matsiro eeee?!?! 😁😋😋😋

Photos from Kanto Fils Resto's post 19/02/2026

Salama ôôô 👋👋👋

Kely sisa dia hifarana indray ny herinandro ☺️

Fa ianareo kosa aloha dia tena misy mahay misakafo eee😁😉

Mine Sao au Poulet 🍝 dia asiana assiette de crudités kely 🥗 miaraka amin'ny "jus naturel" mangatsiaka tsara 🍹
Mafinaritra eee ☺️🥰

Iza koa ilay manao toy izany rehefa misakafo?! 😁

Want your business to be the top-listed Food & Beverage Service in Majunga?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Bazar Be
Majunga

Opening Hours

07:30 - 22:00