Mahabibo matin
30/12/2021
Hafaliana sy fiadana o
Misaotra an'Andriamanitra lehibe tsika fa noho ny fahasoavany dia hisokatra indray ny fiangonana. Hifankahita sy hiara hiombom-bavaka ndray isika mianakavy manomboka rahampitso.
Lamesa 3 toy ny mahazatra
-6 ora maraina manentana ny kartie Manjarisoa
-8 ora manentana ny FET
-6 ora hariva manentana ny ekipan'ny famindram-pon'Andriamanitra
Anio Asabotsy amin'ny 1 ora ny fafa-tranom-piangonana .
Mirary soa ho antsika rehetra hatrany
Miarahaba antsika rehetra.
Toy izao indray ny litorjia mandritr'ity herinandro ity.
-Alatsinainy: manentanta ny 3F
-Alakamisy manentana ny vaomiara caritas
-Zoma manentana ny tanora avy ao @ kartie Manjarisoa
NB: amin'ny zoma ho avy izao ihany koa no hanatanterahana ny fitsaohana ny sakramenta masina izay saika hatao ny Zoma voalohan'ny volana teoa no sady hankalazana ny fetin'ny fomasin'iJesoa.
-Asabotsy @ 5 ora hariva ny lamesa manetriketrika ho fankalazana ny fetin'ny kartie Marovato Abattoir izay arovan'i Md Antoine de Padou. Koa manasa antsika mianakavy hanotrona azy ireo.
Mirary soa ho antsika rehetra.
Ny Alahady ho avy izao
-5h:45: Aranta+Ambovoalanana
-7h30: Fiofio+ Afovoany+ Ambalavola
-16h: Marovato abattoir+Manga+ Mahabibokely
-18h: Manjarisoa+ Morafeno
Amin'ny Alahady izao no hatao eny @ Paroasy cathédrale ny fanamasinana ny menaka na ny messe crismale @ 9ora ka izay no mahatonga ny oran-damesantsika somary niroso aloha. Hamafisina eto ihany fa solontena izay efa voatondro ihany no manatrika ny lamesa any @ cathédrale.
Mankasitraka antsika rehetra
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Majunga
401