Fhy Makeup
👉 MAKEUP💄 / COIFFURE💇 / PACK MARIAGE👰, FIANÇAILLES💍 / FACE PAINTING🎨
👉 VENTE EN LIGNE MAJUNGA et PARTOUT (Vêtements de seconde main tendance👗, produits à mini prix😍, ...)
📞 0340123308 📞
25/04/2026
🎨 FACE PAINTING hoan'ny ankizy 🖌️❤️
Amin'ny vidiny mirary😍
Ho anao izay misy événement : anniversaire, carnaval, ... dia vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo izahay ato amin'ny Fhy Makeup
☎️0340123308
11/01/2026
💟 ENGAGEMENT DAY 👰💍
Mariée manja kely tsika manaraka ndray ary e!!😍
Merci kiy neny natoky anay fona💋
Et encore félicitations😘❤️
Mitohy fona ny fanovana manjamanja ato aminay a!
Fandrio dieny izao ny date nao😉
🏡 Lieu: Mangarivotra Mahajanga
Contact : 0340123308 / 0335954633
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Majunga