Maison RJ
26/08/2025
Bacc en poche? Félicitations be 🥳🧑🎓
Tsy nanala bacc? Félicitations be koa fa mbola afaka manao vacances ato amin’ny Maison RJ hatramin’ny septembre! 😄🌴
😌Vous méritez une petite pause avant la reprise kosa eeee!
🗓️Namelanay disponibilité ianareo, vonona izahay handray anareo hatrany!
⚠️Séjour uniquement sur réservation
💬MP
📲 034 52 724 49
📧 [email protected]
15/07/2025
Betsaka ny toerana afaka tsidihina manodidina ny Majunga ho an’izay tia aventure sy miala kely eto Majunga!
20/06/2025
Tsy misy zavatra sarotra be fa dia milamina tsara ny vacances any Majunga!
Pour toute la famille
Mahazaka hatrain'ny 22 personnes!
⚠️Séjour uniquement sur réservation
💬MP
📲+261 34 52 724 49
📧 [email protected]
📍Ankaraobato - Majunga (route d'Amborovy/
Aéroport)
🌴 Andeha anao vacances any Majunga en famille 👨👩👧👦 na en groupe dia mbola mitady hoe aiza aza no misy :
🏡 Trano malalaka tsara, misy piscine 🏊♂️, misy espace hafahana mi profites tsara ny vacances 😎 sady calme 🌿.
📍 Ilay tsy alavitra ny ville reny nefa vetivety dia tonga any amin’ny plage 🏖️ !
🛍️ Mba akaiky daholo na ny anaovana bazary ary !
💰 Ny prix nefa ? Ça vaa be !
💫 Tena mety aminareo anie hoa ilay ao amin’ity Maison RJ ity eeee !
Séjour uniquement sur réservation
MP
📲+261 34 52 724 49
📧[email protected]
📍Ankaraobato - Majunga (route d'Amborovy/Aéroport)
Maison RJ Location appartements de vacances à Majunga
⏰Tonga ity ilay fotoana anaovantsika bye bye vacances!
🤩Nafinaritra mihitsy ny souvenirs nifampizarana taminareo tamin’iny vacances iny an!
🙏🏼Misaotra foana amin’ny fahatokisana!
Mihezaka hatrany izahay hanome experience vaovao ho anareo! 🌴
💌Misaotra betsaka indrindra tamin’ny « retour » hoentina hanatsarana
📆Rendez vous amin’ny vacances manaraka ary e! ☀️🏖️
Afaka tonga dia manao réservation:
💬MP
📞+261345272449
📧[email protected]
📚🎒Fa zao aloha, bonne rentrée daholo!Mirary taom-pianarana feno fahombiazana ho anareo izahay.
Efa tsy handry ery ndray ny ahita anareo 🤗
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Mahajanga
401