Aviprod

Aviprod

Share

04/06/2026

Miakatra ny vokatra miaraka amin'ny couveuse garantie

03/06/2026

🐣 **COUVEUSE VOAFEHY TSARA = VOKATRA TSARA KOKOA** 🐣

Tsy ny fananana couveuse fotsiny no zava-dehibe, fa ny fananana **couveuse voafehy tsara sy vita calibrage**.

Ny atody dia mila:
✅ Hafanana marin-toerana
✅ Humidité voafehy tsara
✅ Rotation ara-dalàna
✅ Oxygène ampy

Raha misy iray amin'ireo tsy voafehy dia mety hihena ny taha-pahafoizana na mety ho simba mihitsy ny embryon.

Izany no antony anatsaranay hatrany ny **couveuse automatique AviProd**, indrindra amin'ny:
🔹 Contrôle de température précision médicale
🔹 Système humidité nohatsaraina
🔹 Rotation automatique
🔹 Basculement automatique batterie rehefa tapaka ny jiro
🔹 Mise au point sy calibrage alohan'ny hanaterana azy

🎯 Ny tanjona dia iray ihany: **hamokatra zanak'akoho betsaka sy salama kokoa.**

Ny atody tsara rehefa ampidirina ao anaty couveuse voafehy tsara dia manana vintana lehibe kokoa hivoaka ho lasa aina velona sy hitondra fidiram-bola.

🔥 **2026 – TAONAN'NY FAHABETSAHANA!** 🔥

👇 **Raha te hiditra amin'ny famokarana matihanina sy hahazo vokatra azo antoka kokoa ianao dia soraty ao amin'ny commentaire:**

✅ **FORMATION** — hahazo ny antsipirihan'ny fiofanana fiompiana ara-boajanahary moderna sy famokarana matihanina.

✅ **COUVEUSE** — hahazo ny détails momba ny couveuse automatique vita calibrage, garantie 7 volana, miaraka amin'ny suivi sy accompagnement mandritra ny fampiasana.

✅ **BOKY** — hahazo boky fototra momba ny fiompiana akoho sy ny teknika mahazatra ampiasain'ny mpiompy maro.

✅ **DOCUMENT** — hahazo documents professionnels amin'ny teny frantsay hanamafisana ny fahalalanao ara-teknika.

📍 **AVI-PROD**
Ivato Aéroport – Arrêt Bus Sarimasina
Manoloana ny CEG/EPP Sarimasina
Misy amin'ny Google Maps

📞 034 54 845 08
📞 033 14 000 14

🚀 **Ny tanjona dia tsy ny hanana couveuse fotsiny, fa ny hahazo vokatra betsaka sy azo antoka.** 🐣💪🏻

01/06/2026

hanomboka tsy ho ela ny fihofanana fiompiana ara-boajanahary Moderne

MIATO NY FAMALIANA COMMENTAIRE AUTOMATIQUE FA NY MP IHANY NO HO VOAVALY ALOHA

Want your business to be the top-listed Food & Beverage Service in Ivato?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ivato