HR Music
🎵 MITSIKIA REMIX CONTEST 💽
Ito ary ny ahy e !
▶️ AXX LOWAY , Mr AHF , Aldo Lucas - Mitsikia (HR Pop / Jerk Mix)
🎹 Producers : Axx Loway, Mr AHF
✍️ Singer, songwriter : Aldo Lucas
🎨 Cover Art : Slimmy.
Version original : https://www.facebook.com/share/v/196yJPvSrA/
Ito ny fandraisako anjara amin'ilay "challenge" karakarain'i Mass'In Music - Sonovente.com 😊
Afaka manao daholo izay tia mozika sady bomba be 💣ny loka. Midira ao amin'ny page ny Mass'In Music - Sonovente.com dia ho itanao ao daholo ny ambangovangony.
Bonne écoute !
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Telephone
Website
Address
Ivato