Elec-Finar

Elec-Finar

Share

Photos from Elec-Finar's post 03/05/2026

Mirehatra ny jiro e💡💡💡

Photos from Elec-Finar's post 22/04/2026
18/03/2026

Fanafahana amin’ny olona

Josefa dia nanonofy fa ny olona dia tsy nino azy na dia ny rahalahiny aza, lasa nankahalaina aza izy noho ny nofy nananany - dia voatery Andriamanitra nanala azy tamin’ireo rahalahiny ireo - ary ireo ihany aza no nivarotra azy,

Fa fantatrao ve ny olona nividy an’I josefa? Ny Isimaelita.

Nahona no isimaelita, satria ny isimaelita dia taranaka mpanonofy, Ny olona mahatakatra ny atao hoe nofy no mividy azy mba hampifandray azy amin’ny mpanonofy
Dia lasa namidy andevo tany egypta izy, dia novidin’I potifara, fa saingy satria potifara sy ny vadiny tsy mba mpanonofy dia lasa navelan’Andriamanitra lasa tany amponja izy satria tany no nisy mpanonofy, ary rehefa tapitra tafavoaka ny fonja ny mpanonofy dia voatery tsy maintsy navoakan’Andriamanitra Josefa ka nifandray tamin ilay mpanonofy lehibe dia Farao ary tany no nahatanterahan ny nofiny.
Misy karazan javatra izay mety tsy azonao indraindray, misy karazan’olona izay miala aminao na esorina aminao indraindray satria tsy mety amin ilay anananao dia ilay fahasoavanao na ilay nofinao, fa izay nataon'Andriamntra ao aminao tsy maintsy tanteraka.

Misy vondron’olona indraindray mila ialanao raha tsy te ho rava ianao, misy namana mila hisarahana fa tahaka an I lota mba hiverenanao hanonofy sy hahita fahitana indray,
Nafahan Andriamanitra tamin ny olona tsy nino azy sy tsy nahatakatra ny tao anatiny I josefa mba ahatanteraka ny tanjon Andriamanitra ho azy
Ny tompo dia hanafaka anao amin ny olona mpandrava anao ary hanakambana anao amin’ny anjara voatendrinao, dia hahita ny fahatanterahan'ny nofinao ianao, amin'ny anaran'i jesosy 📝 Patrick Andrianarivo

Photos from Elec-Finar's post 28/01/2026

bâtiment
de tous les équipements électriques
installation électrique


et configuration de caméra surveillance
0340836018

Photos from Elec-Finar's post 26/01/2026

Installation et configuration de caméra surveillance
Contact 0340836018

22/01/2026

Ho tahian'Andriamanitra manokana ianao sy ny asan'ny tanĂ nao.

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Fianarantsoa