Hello World Foundation

Hello World Foundation

Share

09/11/2023

Mitady asa eto Madagasikara 🏆

Ny CFP CLIC, izay toeram-piofanana arak'asa eto Mahajanga sy ny Fikambanana Hello World Foundation eto Madagasikara dia manana tanora maro, mahay fianarana, mavitrika ary vonona hiasa avy hatrany. Koa aza misalasala miresaka aminay fa maimaimpoana ny fampifandraisanay amin'ireo olona izay hiasa any aminareo

Ho anareo mpitantana Cyber, Multi-services, Orinasa, Mpivarotra, toerana fisakofoanana ... sns


Toerana : Ampitan'ny 5 étages Tsaramandroso Mahajanga
Tél : 032 77 966 93 /033 67 555 55 /034 57 055 55

" Changer votre avenir en un seul CLIC 😉 !"

Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Fianarantsoa
301