Ghost Rekordz

Ghost Rekordz

Share

23/10/2023

Ilazana isika antsika rehetra mpanjifa eto @ studio Ghost Rekordz fa tsy misokatra ny studio manomboka n'y Alatsinainy 23 Octobre ka hatramin'ny 1 Novembre 2023 noho n'y Antony tsy afaka ialana eo @ Fianarana.
Miverina misokatra indray ny 2 Novembre 2023.

Mankasitraka hatrany Dia mirary soa

09/09/2022
23/05/2022

💪🎧🎙🎶💪

10/05/2022

🚨🚨Tee-shirt Ghost Rekordz 🚨🚨

Efa afaka mandefa commande ianareo Artistes sy Fans.
Tee-shirt vrais Cotton 160 gramme, afaka asina ny anaranao na ny nom d'artiste oentinao. Misy loko samihafa afaka isafidianana.

Kalitao manaraka ny fenitra, alefa @ vidiny zakan'ny rehetra 30 000 ariary monja

Want your business to be the top-listed Media Company in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Cité SEIMAD Antarandolo Log 106/Toliara 601
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 08:30 - 18:30
Tuesday 08:30 - 18:30
Wednesday 08:30 - 18:30
Thursday 08:30 - 18:30
Friday 08:30 - 18:30
Saturday 09:30 - 18:30
Sunday 14:30 - 18:30