SOA TAFY
17/04/2026
Ensemble maillot basketball 22.000ar seulement !!!!! Et oui 😏☺️☺️
Profite de nos tarifs exceptionnels sur toute la collection de maillots de basket. 🏀💸
📦✈️ Livraison rapide partout à Madagascar
☎️ 034 60 190 22
Fais ton choix avant qu'il ne soit trop t**d ! 🏃💨"
love basketball
02/03/2026
Manao tee-shirt col V ihany koa isika, izay be mpitia no sady tsara 🥰🥰🥰
Afaka atao izay couleur rehetra tianao hoaaaaaaa!!
SOA TAFY hatrany 💯👌
☎️ 034 60 190 22
26/02/2026
🤫 Avant goût ny fankalazana ny 8 mars 🤗
Tee-shirt vrai cotton, couleur tendance be Aubergine 🍆🍆🍆
Efa manomboka manao livraison ny commande 8 MARS , mitohy hatrany anefa ny fiarahamiasa rehetra n'a ao @ mp , na whatsapp na appel
✈️✈️ Manao livraison ary mandefa @ faritra ihany koa
☎️ 034 60 190 22
20/02/2026
Ensemble maillot arbitre ( vert fluo et noire)
Mankasitraka ny corps des arbitres ny Don bosco nampanjaitra ny maillots tato aminay 🤗
Mirary soa anareo !!!
SOA TAFY 💯
☎️ 034 60 190 22
17/02/2026
Commande faite 💯
Tee-shirt vrai cotton beige sable avec Logo
Raha misy mahaliana anao dia aza misalasala miantso ny:
☎️ 034 60 190 22
TAFY_ finition assurée
13/02/2026
Commande exécutée 💯
Polo bleu ciel avec col à rayures noires et bouttons noires ✨️
Ny qualité dia tena tsara hatrany , ny prix nefa tena mora 😊
Aza misalasala miantso mivantana n'a mandefa mp raha misy commande tianao hatao.
☎️ 034 60 190 22
Mitady mpanao impression sublimation @ tee-shirt
Tongadia alefaso ao @ commentaire ny contact sy prix... Merci
04/02/2026
Ensemble tee-shirt & short an-jaza
😊Vrai cotton tsara 💯
😊Mety tsara aminizao andro mafana izao
😊Mianjaika tsara ny ankizy
Prix: 25.000ar
Misy prix de gros hoanizay maka maro 🤗
Midira mp na antsoy mivantana ny:
☎️ 034 60 190 22
Bonne journée daholo ooooh 🤗
02/02/2026
Asa tsara kalitao ihany ny antsika!
Antsoy mivantana ny
SOA TAFY: 034 60 190 22
TONGAVA FA MISY IZAY ILAINAO REHETRA ARY AFAKA MANATANTERAKA NY COMMANDE NAO REHETRA 🤝
29/01/2026
Hoavy izao ny , fety manamarika ny Vehivavy manokana ... 💞💞
Santionany fotsiny ireo modèle maromaro ireo toy ny:
Survêtement- tee-shirt personnalisé- robe polo- teeshirt en couleur deux ton sns......andao hatao miavaka izany andro izany miaraka @ SOA TAFY
☎️ 034 60 190 22
10/05/2025
Fière ny asan-tananay tanteraka izahay 🤗
💥💥💥Tenue de parades 💥💥💥
Ensemble polo et short avec col à rayures rouge 😍🤩🤩
Kopa-tànana kely hoanareo ry équipe mpandresy 💪🏆🏆
Soa Fitafy Styliste & Confec Styliste
are champions
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa
301