MadaFroh

MadaFroh

Share

Herzlichen Dank im Voraus

Happy Gasikara- MbH

05/12/2021

☀️ Tia mizara fifaliana koa ve ianao?
♥️ Ndao happy-faly ny ankizy miaraka aminay ...

🤩 Tanjonay ny hitondra fifaliana ho an'ireo zaza mahantra 🤩
Amin'izao fetin'ny Krismasy 2021 izao dia hanatanteraka fizarana kilalao sy sakafo ho an'ireo zaza mahantra indrindra ato anatin'ny faritra amoron'i Mania sy Vakinan'ankaratra izahay 🚸🍱🎁

Misy dikany lehibe ary hitondra fifaliana ho azy ireo ny fandraisanao anjara, koa raisinay antanan-droa sy ampifaliana tompoko izay atolotrao.
Azonao alefa amin'ireto:
Paypal: [email protected] (Allemagne)
Mvola +261 34 09 718 36 (Madagasikara)

Mankasitraka indrindra amin'ny fandraisanao anjara.

"Izay rehetra ataonareo amin'ireny madinika indrindra ireny dia amiko no anaovanareo izany"

-MbH
-faly-ny-ankizy
&Sakafo

#24&25.12.2021
'iMania&Vakin'ankaratra

Want your place of worship to be the top-listed Place Of Worship in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Fianarantsoa