Centre DevelopMind
Manana VAHAOLANA izahay.
👉 Mbola mazavozavo Plan de Carriere-nao?
👉 Manana projet tsara nefa tsy hainao mandrafitra azy?
👉 Manana idée de business tsara nefa tsy mety manomboka.
👉 Tsy mahazo opportunités mihintsy
🤙 0346774880
28/12/2025
Indraindray isika mieritreritra loatra ny zavatra ratsy nitranga tamin'ny fiainan-tsika dia hadino ny zavatra tsara.
Makà fotoana ianao, amin'ny toerana mangina dia akipio ny maso ary eritrereto daholo ny zavatra tsara, mlay, mahafinaritra anao tamy 2025.
Dia mitsikia kely ary eritrereto fa mbola ho tsara kokoa noho izany ny 2026.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the school
Telephone
Website
Address
Carriere, Imandry
Fianarantsoa
301
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |