Coach LOVA

Coach LOVA

Share

26/08/2023

Salama daholo👋👋
ilain'ny ankizy vao afaka baccalauréat

Miarahaba antsika mpanaraka ny page indray👋👋
Hiresaka mahakasika ny fisafidianana filières isika androany 👌
Comment choisir votre filière ?
1️⃣ Bien déterminer le métier qui vous correspond le mieux
🍀Farito ny asa Mety aminao
🍀Tsy maintsy faritana ny asa mahasarika anao satria raha azonao antoka ny safidy amin'ny asa hoavy Dia ho mora aminao ny misafidy ny sehatra mety

2️⃣ Renseignez-vous sur la filière à choisir
🍀 Fantaro ny momba ny taranja hofidiana
🍀 Fantaro hoe hafiriana ny faharetan'ny fianarana na ny kalitaon'ny fiofanana azo
🍀Afaka atao ihany koa manatrika ny salon de l'étudiant ireny ahafanana miresaka mivantana amin'ny mpampianatra

3️⃣ Choisir le centre de formation à intégrer
🍀Rehefa avy nisafidy filière ianao dia tsy maintsy misafidy centre de formation na eny amin'ny Université na Grande École

✅ Ny Grande École :manamora ny fiainana matihanina
✅ Ny Université kosa : manolotra safidy maro amin'ny alalan'ny taranja fanofanana
Toy ny: droit, médicine, gestion...

hifampizara dia miaraka tafita
# Coach LOVA
Harahintsika rehefa hariva ny vidéo

Want your school to be the top-listed School/college in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Fianarantsoa
301