Volan-Tantely
25/07/2023
mamiiiiiiiiii 😋😋
📌100% pure
💚 ara-pahasalamàna
(anaty boîte kely mafatifaty 350g )
À seulement : 6500ar
28/02/2023
🐝🌱Tantely tsara kalitao
🌱Tsara tsiro
🌱Tsara endrika
🤔 Mendrika raha hatao fanomezana (cadeaux)
🤔 Manendrika , sy manamarika fotoana miavaka
📌 Alefaso ary ny commande-nao
Afaka mandefa @ faritra rehetra izahay.
📞 034 97 746 18
Aza miala @ marika Volan-Tantely .
10/11/2022
🌿Hoanao ilay mila tantely tsara sady mahafa-po.
Indro ary tantely @ endriny mafinaritra sady mahate hihinana avy hatrany😊
Mandray commande
Mandefa @ faritra
Manao livraison
📞 0346019022( fianarantsoa)
📞 034 7508393(Antananarivo)
📞 0340878641(Toamasina)
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Lot 007SS/3608 Sahalava
Fianarantsoa
301