Hasina Rakotonirainy
19/06/2026
Iza daholo ilay manana nify ๐ฆท makakakaka kely ๐ฌ eo aloha ato โจ ?
๐๐ถ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฒ ๐ค
๐ฒ๐ฌ ๐๐ถ๐ฎ๐ฏ๐ฒ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป'๐ถ ๐๐ฟ๐ถ๐๐๐ ๐๐ ๐ฉ๐ฎ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ โค๏ธ
Faly niaina ny fiombonan'ny Kristiana teto Antananarivo tamin'ity taona ity. ๐คโจ
๐ธ Naka santionana horonantsary aho hampiainana kely antsika ny firaisam-po, ny vavaka sy fiderana nandritra ny fotoana omaly. ๐๐
๐ "๐๐๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ค๐ก๐ค๐ ๐ค ๐๐ฏ๐๐ฎ ๐ฃ๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐ค๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ ๐ค ๐๐ค ๐๐ซ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐ ๐ ๐๐๐ซ๐๐ซ๐๐ ๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ซ๐๐ ๐ค ๐๐ง๐ฎ ๐๐๐๐ก๐ ๐๐ข๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐ง๐๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ค๐ฃ๐ฎ, ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ฃ๐ค ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ-๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ผ๐๐ค ๐ ๐ ๐๐๐ข๐๐ก๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ก๐ค๐ฃ๐ฎ ๐๐ง๐ฎ ๐๐๐๐๐จ๐๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฎ."
โ II Tantara 7:14 โจ๐๏ธ
๐ Andriamanitra anie hitahy an'i Madagasikara ๐ฒ๐ฌโค๏ธ
๐ซฃ Ity ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐๐๐ ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ป'๐ถ ๐ก๐ฒ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ๐ ity ๐ฑ no entiko miarahaba sy mirary soa ny reny rehetra amin'izao andro anio izao.
Ny reny no maha-firenena ny firenena ๐ฒ๐ฌ, ao aminy no iandohan'ny fanabeazana, ny soatoavina ary ny hoavin'ny taranaka.
๐๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐๐ซ๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐ฎ : "๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฏ๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ง๐๐๐๐ฉ๐ง๐,
๐ข๐๐ฃ๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐ฏ๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ง๐๐๐๐ฉ๐ง๐, ๐ข๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฏ๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ง๐๐๐๐ฉ๐ง๐,
๐ข๐๐๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฏ๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ง๐๐๐๐ฉ๐ง๐". 1 Kor 13 : 7
๐ Ho tahian'Andriamanitra anie ny reny rehetra, antoky ny ankehitriny sy mpanefy ny rahampitso. ๐๐ฒ๐ฌโค๏ธ
๐ฅ GBPE - Groupe Biblique des Professionnels Engagรฉs
29/05/2026
๐ฒ๐ฌ Notokanana omaly ny (๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ง๐จ๐๐ฉ๐ฎ ๐๐ฃ๐ฃ๐ค๐ซ๐๐ฉ๐๐ค๐ฃ ๐๐ค๐) voalohany eto Madagasikara, sehatra vaovao ho anโny fanavaozana, ny teknolojia ary ny fampandrosoana ny tanora.
Isaorana ny taminโny famatsiana sy ny fanohanana, ary ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa sy ny Ministรจre de l'Industrialisation et du Dรฉveloppement du Secteur Privรฉ aminโny fiahiana ity tetikasa lehibe ity.
๐ค๐ก Ho sehatra hananganana fahalalana sy hamolavolana ny hoavinโi Madagasikara anie ny UniPod.
โ
โ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the university
Telephone
Website
Address
EMIT/Universitรฉ De Fianarantsoa
Fianarantsoa
301
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |