Soa Betsy

Soa Betsy

Share

14/05/2026

Misokatra ny Salon androany a 🥰
Raha te hikarakara volo ianareo na tarehy na hoho dia tongava fa vonona handray anareo foana izahay 🤗

Eto @ ity sary ity izao dia natao curly crochet effet naturel couleur marron ilay volo 🥰
Volo apetaka izy io fa tsy fantatra mihitsy @ ilay izy hoe effet naturel 💯
Izany hoe afaka manao azy ny olona rehetra,eny fa na dia malama volo be ary ianao 🤗❤️
Afaka atao lavalava,afaka atao fohifohy,afaka atao couleur noir izay tinao 🥰
Dia tongava mp raha misy fanontaniana na antsoy mivantana ny 034 67 340 10 🤗

08/05/2026

Gainage sur ongle naturel 😍😍
Iza no tia ? 🤗 ho asintsika lalao indray ve ato @ Page? 🥰
Inona ny loka tinao ho sitrahina ato @ Salon? 💛

Misokatra izahay ny rahampitso Asabotsy a 🤗✅

24/04/2026

💙 Élégance au bout des doigts 💙
Bleu profond & touche artistique dorée…
Une combinaison chic qui attire tous les regards 😍

💅🏻 Ongles soignés, cuticules propres, finition brillante – chaque détail compte pour sublimer votre beauté ❤️

📍Venez révéler votre style unique chez Soa Betsy Salon de Beauté
💌 Réservation en message privé

04/04/2026

Manomboka @ 8 ora maraina izahay no mandray ao @ Salon raha mbola tsy nahavita manjamanja ianao a🥰

Mankasitraka foana anareo rehetra nametraka fitokisana dia manantena ny fahatongavanareo izay mbola tsy nandalo ho tonga oh 🤗❤️

Bon Samedi daholo 💋💋

13/02/2026

Tsy mety ho lany fahatsarana mihitsy ilay french manucure 😍😍
Asina haingony @ izay tinao fotsiny dia lasa 💅🏻🥰

Tongava manaingo ny tenanao fa ho raisinay am-pitiavana be ❤️

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra oh 💯✅🌹

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Box A15, Galerie Commerciale Ô'Matsiatra
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00