CFLE

CFLE

Share

11/05/2022

Hey friends
Akory aby e!
👉Misokatra hoantsika eto Fianarantsoa ny C.F.L.E izay ivotoerana fianarana teny vahiny Frantsay🇫🇷 sy Anglisy🇺🇸
👉Raha ny tsy fahazainao miteny teny vahiny no olana tsy mampifindra na tsy hasahianao miteny imason'olona na tsy ahitana asa...?Dia manantona ny C.F.L.E fa anatin'ny 3 volana fotsiny dia hahay ianao..
👉Mampianatra ankizy,tanora,olon-dehibe izahay koa aza misalasala.
👉Raha liana ianao dia mandefasa hafatra miafina na antsoy avy hatrany izahay
+Lieu: Akaikin'ny FRISQUETTE 4 Antarandolo
Contact: 0349089534

11/05/2022

Come on guys,join us
👉Fampianarana teny vahiny tsotra sady mahomby
👉Fotoana vitsy monja no hahafehezanao ny teny vahiny na Anglisy🇺🇸 io na Frantsay 🇫🇷...misy Tourisme ihany koa
👉Natao ho an'ny Ankizy,Tanora,Olon-dehibe,,,
Ka hararaoty fa fotoana izao natao hahaizanao miteny vahiny.
+Lieu: Akaikin'ny FRISQUETTE 4 Antarandolo
+Contact:0349089534
Raha liana ianao dia mandefasa hafatra miafina na antsoy io laharana io

Want your school to be the top-listed School/college in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antarandolo
Fianarantsoa

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00