Tranok'ART

Tranok'ART

Share

16/05/2026

HIDINA NY LANJAN'NY TALENTA SY FAMOKARANA MOZIKA AO AORIANA KELY AO.

Fa nahoana ary?

Fantatsika fa mivoatra hatrany ny sain'ny olombelona ka miezaka manamora hatrany ny fiainany.
Eo amin'ny sehatry ny zava-kanto
Tena azo hianteherana ve ny ''Intelligence artificielle'' ?

Fianarantsoa

15/05/2026

Ny KANTO ve mahasoa sa mahafinaritra ary ô?🙂😁♥️

• Matetika lasa fahazarana ilay mihira, mitendry, mandihy...

Ny KANTO dia tokony mahafinaritra sy hahasoa.
...

27/04/2026

Ny mozika dia an'isany singa iray mitazona ny fifandraisantsika 😁

Miara mihaino, iray fihaino,iray saina, iray tanjona amin'iny fotoana iny.🥰

Safdio tsara ny mozika mitondra amin'ny ainga vaovao sy manome hasina ny tenanao 😁♥️🥰

08/04/2026

ANDAO INDRAY ARY ,
Ho an'ireo maniry te hitendry ''guitare''
,mbola misy fotoana malalaka kely😁
Tongava mianatra ♥️Tinay be ianareo

Want your establishment to be the top-listed Arts & Entertainment in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Rn7
Fianarantsoa
301