Malandy - Cire Bio

Malandy - Cire Bio

Share

21/09/2025

🚨Natao ho anareo manana olana @ fanalana ny volo manelingelina ity 🚨

🍀Pack cire épilatoire Natoraly 💯% @ vidiny 20.000ar
🍀Tsy misy 'produits chimiques' , tsy misy 'effet secondaire'
🍀Manongotra ny volo hatramin'ny fakany
🍀Ela vao maniry ny volo sady mihamanify
🍀Manafotsy sy mampalandina hoditra
🍀Mety ampiasaina @ faritry ny vatana rehetra
🌻Misy Froide sy Chaude

📍Isaha Fianarantsoa
🛵 Antananarivo sur livraison
🚚Mandefa @ faritra rehetra

💌Mp haingana ary

22/08/2025

Coucou ❤️
Efa disponible koa ny produits Malandy ho an'Antananarivo ann 😊 tsy mila manafatra intsony nareo
Commande à confirmer iray andro mialoha fotsiny dia tonga any aminareo ny Cire Malandy 🥰 ( Livraison pour Lundi ndray no raisinay androany fa ny rapitso efa tena feno 🥹 ❤️)
Fianarantsoa misy foana koa, commande à confirmer iray andro mialoha foana ihany
Mandefa @ faritra rehetra koa izahay an
Mp haingana ary 💌
_________________________

🍀Pack cire épilatoire Natoraly 💯%
🍀Tsy misy 'produits chimiques' , tsy misy 'effet secondaire'
🍀Manongotra ny volo hatramin'ny fakany
🍀Ela vao maniry ny volo sady mihamanify
🍀Manafotsy sy mampalandina hoditra
🍀Mety ampiasaina @ faritry ny vatana rehetra
🌻Misy Froide sy Chaude

Photos from Malandy - Cire Bio's post 21/08/2025

Efa mahazaka iasana tsara koa anie ny Produits Malandy e 😍
Ty zao retour cliente mamikely 🥰
Ny tsara tsy voatery lafo anie oa
Efa mandray ny commande nareo livrena Latsinainy ndray zahay ann 💌
__________________
🍀Pack cire épilatoire Natoraly 💯% @ vidiny 20.000ar
🍀Tsy misy 'produits chimiques' , tsy misy 'effet secondaire'
🍀Manongotra ny volo hatramin'ny fakany
🍀Ela vao maniry ny volo sady mihamanify
🍀Manafotsy sy mampalandina hoditra
🍀Mety ampiasaina @ faritry ny vatana rehetra
🌻Misy Froide sy Chaude

Photos from Simplement Gaelle's post 22/06/2025

Nareo koa ve tsy mba hanao manjamanja ohatran'i Simplement Gaelle amin'izao fety zao ❤️?
💌 Mandefasa hafatra miafina avy hatrany raha hanjifa na mila fanazavana
📍 Fianarantsoa (récupération ISAHA)
🚚Manao livraison Antananarivo sy mandefa @ faritra rehetra koa an

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Fianarantsoa
301