ADEF Fianarantsoa
09/11/2022
Miarahaba antsika eto Fianarantsoa.
I- FIOFANANA ATO AMIN'I ADEF FIANARANTSOA.
ATELIER DE PÂTISSERIE POUR LES DÉBUTANTS:
Date: Sabotsy 12 Novembre
Paf :16000ar ( Efa tafiditra ao ny vidin'ny ingredients)
Ireo recettes ianarana:
-Pao
-Pain Croissant
-Friand
-Galette
-Cookies
Efa misokatra ny Fisoratana anarana.
Manatona haingana eny amin'ny Birao.
II- Tolotra ho antsika mpianatry ny Oniversite na ny mpanao cercle d'étude
Izahay ato amin'ny ADEF Fianarantsoa dia mampanofa salle d'étude mba hanamaivanana ny fahasahirana mahakasika ny salle de classe.
Raha mahaliana anareo ny tolotra dia asaina ianareo handalo ety amin'ny birao na hiantso ny laharan'ny finday etsy ambany.
ANDRAINJATO , Ampita atsinanan'ny Faculté des Sciences, atsimon'ny vavahady maitso.
Contact: 0349667089
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Andrainjato
Fianarantsoa
301