Min shop

Min shop

Share

Hifanohana isika amin'ny alalan'ny vokatra tsara kalitao sy manaraka ny fenitra takian'ny tsena, koa andao hiara-dalana hanatratra tanjona iray dia ny fampandrosoana

07/06/2026

Avy ny orana aty Fianarantsoa, any aminareo koa ve mba avy

07/06/2026

đź“– "Izaho no m**o velona nidina avy any an-danitra." (Joany 6, 51)

Ao amin’ny Eokaristia Masina, i Jesoa Kristy dia tsy mijanona ho m**o fotsiny ihany, fa tonga sakafo mamelona ny fanahintsika ihany koa. Izay mandray Azy amim-pinoana dia mahazo hery hitia bebe kokoa, hamela heloka bebe kokoa ary hanaraka Azy akaiky kokoa.
🙏 Aoka ny fiainantsika ho taratry ny Fitiavana raisintsika eo amin’ny Eokaristia Masina. ✨

07/06/2026

✨ Ny Fanahy Masina no mitarika ny Fiangonana sy ny fiainantsika ✨
Na samy hafa aza ny hevitra, ny fomba fijery ary ny talenta ananantsika, dia antsoina isika hiara-hiasa sy hifampihaino ao anatin’ny fahendren’Andriamanitra. Tsy ny adihevitra sy ny fisarahana no mampandroso, fa ny fihainoana ny Tenin’Andriamanitra sy ny fitarihan’ny Fanahy Masina.
🙏 Aoka isika hiezaka hitady ny marina amim-panetren-tena, hanaja ny hevitry ny hafa, ary hikatsaka mandrakariva izay mampiray fa tsy izay mampisaraka.
"Rehefa tarihin’ny Fanahy Masina isika dia mahita ny lalana mankany amin’ny firaisankina sy ny fahamarinana."

06/06/2026

Vakio kely anie ity fa tena ilaina indrindra amin'izao ririnina izao.
GLYCÉRINE - GLYCÉRINE

Manalefaka ny hoditra
Mitazona hamandoana mandritra ny ora maro
Mety amin'ny hoditra maina, marefo, na simba
Ny Aina Tefy

Want your business to be the top-listed Media Company in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address


Fianarantsoa

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:30 - 17:00