Marea Fianarantsoa
Livraison possible arakaraka ny toerana ny frais de livraison 😊
03/12/2025
Ndao isika hihaona indray no sady hanao jeu hahazoana cadeau mamy be 🎁
Vakio hatramin'ny farany fa hazavaina ato ny conditions de jeu antsika 😉
Mandray anjara amin'ny Foire de Noël AKAO an-tsena ny ekipa Marea Fianarantsoa manomboka rahampitso 4 décembre hatramin'ny sabotsy 6 décembre.
📍 Toerana : AKAO - Ampasambazaha akaikin'ny arrêt bus Tsakou
Fotoana fanararaotana io ho an'izay te hijery ny articles mivantana sy te hanohatra an'ireo modèles solomaso vaovao beee 🤩🤩🤩
Manao ahoana amin'izay ary ilay jeu ?
Izay mpanjifa rehetra mividy article manomboka amin'ny 25.000 ar dia afaka mandray anjara avokoa. Raisinay ny anaranareo rehetra ary ny Alahady hoavy izao dia atao fisarihana ka izay tsara vintana dia mahazo an'ilay cadeau mamikely personnalisé avy aty aminay ♥️♥️
Tongava daholo fa fotoanan'ny tsenampety zao an ✨
22/08/2025
Hizara zavatra tsara ho fantatra amintsika indray amin'izao andro mafana be izao :
Ny 𝐫𝐚𝐲𝐨𝐧 𝐮𝐥𝐭𝐫𝐚𝐯𝐢𝐨𝐥𝐞𝐭 na 𝐔𝐕/𝐔𝐕𝟒𝟎𝟎 dia singa iray tsy hita maso ao amin'ny masoandro izay mety hitarika :
👉 Havizanan'ny maso
👉 Katarakta
👉 Fahasimban'ny maso
👉Fahanteran'ny hodi-maso aloha loatra
👉Fahaverezan'ny fahitana
Noho izany manaova ihany 𝐬𝐨𝐥𝐨𝐦𝐚𝐬𝐨 𝐜𝐨𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐬𝐨𝐥𝐞𝐢𝐥 rehefa midanika ny masoandro eny na dia tsy isan'andro aza. Tsy geste fotsiny akory izy ireny fa natao mba hiarovana ny maso amin'ireo vokadratsy rehetra voatanisa ireo. Tsy ny solomaso rehetra ihany koa anefa no misy 𝐚𝐧𝐭𝐢-𝐔𝐕𝟒𝟎𝟎.
Ciao ciaoo 👋 - Marea Fianarantsoa Marea.
19/08/2025
Collier semi rigide
Hoan'izay mila collier mihaja be, hamonjy fety, hanao soutenance, anniversaire, mariage sns. Tena hoe luxe be ity 🔥
En acier inoxydable ✨
Disponible de suite Fianarantsoa mandefa any amin'ny faritra rehetra
Amin'ny vidiny tena mirary
11/08/2025
Boucle d'oreille en acier inoxydable ✨
Araraoty fa GRAND DESTOCKAGE isika izao amin'ny vidiny mora be (vente à perte) 💥
Disponible de suite Fianarantsoa, mandefa any amin'ny province rehetra izahay 😊
Afaka mandefa mp amin'ny pejy Marea. na amin'ny compte Marea Fianarantsoa
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa