TYRAH

TYRAH

Share

Photos from Nickÿ Fashion's post 27/09/2021

Photos from TYRAH's post 12/08/2021

Pulls matevina tsara

Photos from TYRAH's post 02/08/2021

ASTUCES NATOKANA HOAN'NY MOLOTRA😘

Maro ny mitaraina surtout amin'izao andro mangatsika izao amin'i fahavakivakisan'i molotra maharary no sady mahamenatra,,,
indro misy torohevitra tsotra hanafahana izany

ZAVATRA ILAINA :
*Tantely
*Siramamy
*Beurre de karité

FOMBA FAMPIASANA AZY:
Alaina ny siramamy iray sotrokeli dia tantely iray sotrokeli afangaro tsara ary ho potika tsara ilay siramamy anatin'i tantely,,dia hosorana aniny ny molotra ary kosehina tsara hialan'ny peaux morte rehetra,,avela 15mn..
Avy eo fafana amin'i lamba na kobanina keli,,,rehefa maina tsara dia hosorana beurre de karité no atao solona Labello.

ZAVATRA TSY AZO ATAO:
*Fadio ny milelaka molotra foana fa ny rora dia misy acide ka mety hanimba ny molotra izany
*Aza avela ho maina be foana ny molotra fa hydrateo
*Aza mampiasa lokomena matte amle ratsy kalitao fa hanimba ny molotrao izany

ZAVATRA TOKONY HATAO:
*Misotro rano matetika
*Aza avela ho maina bé ny molotra

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Fianarantsoa