KTLM/SPAf

KTLM/SPAf

Share

29/08/2025

Fiadanana eh!
Ity ary ny programme tsika rahampitso maraina🙏
Tongava maro tompoko
Nb: manao fanamiana ny Antoko-pihira rahampitso🙏

28/08/2025

"Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana." Apok.2-10b
Zaikakelin'ny KTLM/SPAf 2025
Indro ary ny feon-kira ny hira faneva dia atolotra am-pitiavana antsika

Photos from Fiangonana Loterana Malagasy - Synodam-paritany Afovoany ofisialy's post 22/08/2025

Misaotra atsika KTLM SPAf

22/08/2025

Zaikakely KTLM SPAf🙏

"Aoka ho mahatoky hatramin'ny fahafatesana ianao, dia homeko anao ny satro-boninahitra fiainana." Apok.2-10b
Fiadanana eh!!
Zaikakelin'ny KTLM/SPAf indray no ho tanterahina ny 26-27-28-29-31 Aogositra 2025 hoavy izao eo Masombahoaka Fileovana Fianarantsoa, koa dia mangnega atsika KTLM/SPAf rehetra ho tonga hanamasaka ny fivoriana.

27/07/2024

📌Indro atolotra antsika ny 🎙hira faneva ny Zaikakely any 💒 Andoharanomaintso ny 🗓20-25 Aogositra 2024.

Want your place of worship to be the top-listed Place Of Worship in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ivory Avaratra
Fianarantsoa
301