Tokisme
25/09/2021
25/09/2021
Salama daholo. Hizara kely aho fa mba nahasoa ahy 😊
Nisy fotoana Aho efa nanao pub teto fa mikohaka nandrutry ny heritaona b Zao n zanako . Karazam_panafody maro no efa nampiasaina avy any @ dokotera fa tsy nisy vokany akory . Lany aiky mihitsy t@ karazana dokotera f sitrana herinandro Dia miverina fôna n'y kohaka
***Olona sendra tafiresaka tany atsena no nanoro anio ravina io(kisirasira)
Maka tokony eo @1 tanana Dia mapangotraka rano tokony atsalitatra
Rehefa mngotraka n rano Dia arotsaka lay ravina . Dia avela mangotraka mandritry n'y 5mn,tatavanina aveo dia
Ataovy anaty termôsy Dia ataony rano fisotro .
Arakaraky ny mapazoto misotro no mapalaky sitrana
N'y an zanako Zao Dia 4andro Dia sitranaanefa de kohaka nirizatra nandritry n heritaona
Mandrakizao tsy niverina intsony n'y kohanjanako.
Dia mirary SOA hoantsika rehetra
PS: mety daholo n'a Ilay 3 n'a ilay 4 ny felany
30/08/2021
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa