Association Lavalava Bira
02/01/2026
Fiarahabana Taona Vaovao – Association Lavalava Bira
Amin’izao taom-baovao 2026 izao dia feno hafaliana izahay ao amin’ny Association Lavalava Bira miarahaba anareo mpankafy sy mpilalao lavalava eto Vakinankaratra. Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra amin’ity taona vaovao ity, ary manantena izahay fa hitondra fanatsarana sy fanasoavana ny tontolon’ny rugby eto amin’ny faritra sy manerana an’i Madagasikara.
Enga anie ity taona vaovao ity hitondra fampandrosoana, firaisankina, ary fahombiazana ho an’ny tsirairay sy ny fiaraha-monina amin’ny alalan’ny rugby.
Mirary soa sy fahombiazana ho antsika rehetra
✍🏼Pdt Fy Njato Vola Andriamanajo
30/12/2025
Ny Association Lavalava Bira dia miezaka ny hanome ny Tsara sy hampivoatra ny tontolon'ny LAVALAVA eto BIRA, Izany anefa tsy ho vitanay irery raha tsy misy ny fifanohanana ho antsika rehetra ary tsy MIALONJAFY ny association na manaraka lokon'ny hafa fa mijoro ho an'ny VAKINAKARATRA 🏉 izay mametraka ny lalàna fototra hijoroany dia ny LALÀNA izany (DISCIPLINE⚠️)
28/12/2025
🏉🏉🏉
28/12/2025
Victoire FINAL Rugby 🏉🏉🏉
BRCA 29-14 Tambabe Miray110
28/12/2025
Fisaorana ireo Mpandray Anjara
Alefa Rugby Vakinankaratra 🏉🏉🏉
28/12/2025
Sary nandritran'ny Final izay Nokarakarainy Association Lavalava Bira
Isaorana ny Mpandray Anjara Rehetra
Ireo LEHIBE Isanambaratonga
Isika Mpijery Mafinaritra Be
28/12/2025
Isaorana Betsaka indrindra
Fikambanana Ovalie Mora Mora
Ovalie Mora Mora
Amin'ny Fampandrosoana ny Rugby eto Antsirabe tonga nanolotra fanampina sy Fitaovana ho entina hanatsarana ny Baolina lavalava eto Antsirabe
28/12/2025
🏉🏉Final ho an ny ankizy 🏉🏉
FTA (École) # RCM (École)
28/12/2025
🏉🏉 Match Amical 🏉🏉
XV Combrage vs Xv Taureaux
Victoire XV Combrage 07-05 Xv Taureaux
28/12/2025
Terrain Lycée André Resampa Antsirabe
Anio alahady 28 desambra 2025
Tongava Maro 🏉🏉🏉
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antsirabe
Antsirabe
110