Gasy Kitra Talenta

Gasy Kitra Talenta

Share

27/08/2025

Misaotra an'lisany ry zandry fa nasehon'lisany ary tanteraka tamin'lisany ity tanjonay ity.

"Gasy manan-talenta, gasy mahay milalao"

Io fahaizana milalao io no tena ady lehibe ho anay mpitaiza ato amin'ny gkt. Satria efa hainay fa manan-talenta ny malagasy. Ilay fahaizana milalao no tsy ampy hatraty amin'ny base. En confiance tsara lisany ary nanana mpanazatra mahatoky tsara an'lisany.

Alefa barea.

Photos from Gasy Kitra Talenta's post 03/08/2025

Tanteraka soamantsara ny Bira challenge 2e édition 2025. Ho avy indray ny andiany ho an'ny lehibe (senior) amin'ny volana décembre 2025.
Isaorana ireo olona na ekipa na fikambanana Ary tsy adino ireo mpianatry ny université Espic (université en magement et numérique) Ampihaviana.
Samy nahazo ny anjarany avokoa ireo mpandray anjara. Mino izahay fa afapo tsara izy ireo.

BIRA challenge.

Gasy manan-talenta, gasy mahay milalao.

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


1116D 375
Antsirabe